Litera m
Mamatra: (fatra) mt. p. (mamàra): Mamantatra ny habenjavatra (rano na voa) amin' ny famarana: Mamatra ny tsaramaso…tohiny
Mamatratra: (fatratra) mt.p. (mamatràra): Manesika, manisika, mampiditra moly mba hifatratra tsara; mandetra, mampifanizina:…tohiny
Mamatravatra: Mivatravatra (vatravatra) p.t: Avy mahery: Fa misy inona no mivatravatra toy izao ianao? ? (orana) Latsaka…tohiny
Mamatsavatsa: (uatsauatsa) mt p. (mamatsavàtsà): Mikamenona , mikamentsona (olona).
tohiny
Mamavatra: (vavatra) mt.p. (mamavàra): Manataka kely. * Mamaha, mamelatra ? Mamosaka, mampiseho, manambara
tohiny
Mamay: (fay) mt. p. (marnaiza): Manao izay hahafay, hahatonga olona tsy hamerina ny ratsy nataony intsony,…tohiny
Mamazana: (vazana) ma p. (mamazàna): Manaikitramafy. ? Manery mba hanoka-bava sy nify: Izaho no aoka hamazana…tohiny
Mamazivazy: (vazivazy) mt.p. (mamazivazia): Manamavomavo, manao teny tsy manome voninahitra: Touolahy kely io ianao…tohiny
Mamba: a.: Biby mandady lehibe misy tongony efatra fohy, mivelona any anaty ranomamy ary atahorana izaitsizy…tohiny
Mambabo: (babo) mt, p. (mambaboa): (mitovy amin'ny hoe Mamabo, fa fanampiny kosa, azo ampiasaina amin' ny hevitra…tohiny
Mambambohitra: a: Anaran-kafa ilazana ny maingoka.
tohiny
Mambango: Manabango (ban-go) mt.p. (mambangoa) :Mamboatra ny volo hilamina amin'ny fihogo na fandraotra, ary dia…tohiny
Mambata: (bata) mt.p. (mambatà): Mitondra: Olona telo lahy no nambata ilay gony nisy fonjam-by.
tohiny
Mambeda: Manabeda, Mibeda (beda) mt.p. (mambedà, manabedà, mibedà): Misambotraka mamihina amin'ny sandry mba…tohiny
Mambilabila: (bilabila) mt.p. (mambilabilà): Manao izay hahabilabila, izany hoe miolana na mivilana na somary mivadika.…tohiny
Mambitsika: (bitsika) mt.p. (mambitsiha): Milazazavatra malemy dia malemy ao ampoto-tsofin'ny olona iray (mambitsika…tohiny