Litera m
Mafafa: (fafa) p. t: Lany, tsy misy na inona na inona mijanona fa nisy naka, nangalatra na nihinana: Nataon'…tohiny
Mafaika: (faika) p.t: Misy fat-ka tsy azo atelina mijanona ao mn-bava: Tsy tiako io voankazo io fa mafaika. -…tohiny
Mafaikoditra: a.: Anaran-kazo tons mangidy tokoa.
tohiny
Mafaikopaka: a.: Jer. Antalihazo.
tohiny
Mafaitra: (faitra) p.t: Mangidy, mangeroka. ¶ M. h. :Mangidy. - F.-p.: Rora mafaitra: llaY rora mangidingidy ao…tohiny
Mafampàna: (fana) p.t.: Somary mafana kely: Mbola misy tazo kely ihany izy fa mbola mafampana
tohiny
Mafana: (fana) p. t : Tsy mangatsiaka, tsaroana fa sornary mahamay: Efa mafana ny rano. • Mahatonga ny tena…tohiny
Mafanafana: (fana) p.t: Mampanahinahy fa misy korontana, tsy mandrimandry: Mafa nafana ny tany izao.
tohiny
Mafiaka: (fiaka) p. t.: Tsy misy tsirony, tsy misy ranondranony, be faikampaikany:Saika may it? hena ital. ka…tohiny
Mafilotra: p. t: Matsiro fatratra (enti-milaza sakafo mendimendy tsara): Nafilotra ny laoka androany fa nataon'i…tohiny