Litera m
Mikohaka: (kohaka) mt. s. (mikohafa): Mamoaka feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy…tohiny
Mikohokoho: (kohokoho) mt. p, (mikohokohoa): Miantso ny akoho (fa fiteny koa amin'ny reniakoho miantso ny zanany,…tohiny
Mikohona: (kohona) mt. s. (mikohona): Mimonomonona, mimoimoy, mingonongonona: Mikohona foana io Rangahy io.
tohiny
Mikoinkoina: (koinkoina) mt. s.: Mitaraina amin'ny tsy rariny na fampahoriana; mikafara; mimoimoy: Mikoinkoina ny…tohiny
Mikojakoja: (koja, kojakoja) mt, s. (mikojakojà): Mikarakara, mitandrina fatratra, mandamindamina.
tohiny
Mikoka: (koka) mt p. na mt. s.: Miantso (fampiasa indrindra raha miantso omby any an' entra).
tohiny
Mikokokoko: (kokoko) p.t.: Ory, sahirana izaitsizy.
tohiny
Mikolay: (kolay, ft. tsy fampiasa), mt. s.: Miaiky ary vaky vava momba ny hamafy na hasarotry ny asa iray.
tohiny
Mikolelaka: (kolelaka) mt. s. (mikolelafa): Mila finit amin' ny dokadoka, maneho fiforetahana ambany dia ambany…tohiny
Mikolepadepaka: (kolepaka) mt s.: Mandringa miketraketraka.
tohiny
Mikolialia: (kolialia) mt, s. (mikolialiaua): Mandosindositra, mihodividivitra: Matahotra ny hitakiako ny trosako…tohiny
Mikolitsaka: (kolitsaka) mt. s.: Mibolasitra, mibolisatra, misolafaka.
tohiny
Mikolokolo: (kolokolo) mt. p. (mikolokoloa): Miantso (ny vorontsüoza).
tohiny
Mikombona: (kombona) mt, s. (mikombona): TsY misokatra: Nikombona ny uauan'ity zaza ity ka tsy hita izay hampidirana…tohiny
Mikomby: (komby) mt. s. (mikombia): Mitoetra ao anaty komby mafana: Nikomby tapa-bolana fahiny ny vehivavy raha…tohiny
Mikomy: (komy) mt. s. (mikomia): Manongana ny lalàna mifehy ny tany, miray tetika mba handroba ny fahefampanjakana:…tohiny
Mikonaina: (konaina, konainaina) mt. s.: Mitaraindraina lavareny: Mikonaina ilay alika nokapohinao. ? Mitomany:…tohiny
Mikonainaika: (konaika, konainaika) mt. s.: Mitolokoloko sy mikonetaka, midridridridry sy mifararemotra.
tohiny
Mikonantitra: (konantitra, rakonantitra) mt. s.: Maka endrika Rangahibe na Rafotsibe.
tohiny