Litera m
Mikirindro: (kirindro) p.t.: Matetika tsy misy elanelany, matevina, mikitroka, mifanizina: Hazo mikirindro.
tohiny
Mikiririoka: (kiririoka) mt. s.: Mikiakiaka amim-peo avo sy mafy: Mikiririoka manharenin-tsofina ireo ankizy ireo.…tohiny
Mikiry: (kiry) mt. s. (mikiriza): Manao ditra: Mikiry handeha izy na dia marary aza reniny. * Mikezaka, mikely…tohiny
Mikisaka: (kisaka) mt. s. (mikisaha): Mifindra toerana kely: Tandremo fa raha mikisaka kely foana ianao dia mianjera…tohiny
Mikisina: Mikisinkisina (kisina) mt. s.: Malain-kihetsika, tsy mapao avy hatrany fa mitaredretra eo. ¶ M.h.: Milalotra,…tohiny
Mikisoka: (kisoka) mt. p. (mikiroha): Mitoto ho tonga vovoka: Mikisoka paraky. ¶ M.h.: Manamongornongo, manamontsamontsana,…tohiny
Mikisokiso: (kisokiso) mt. p.: Miantso ny kisoa amin'ny teny hoe "kisokiso".
tohiny
Mikisolosolo: (kisolosolo) p.t.: Misolampilampy, avo ila,, mandry soroka kely.
tohiny
Mikitakita: (hitakita) mt. s.: Tezitra, manifakifaka aminkatezerana, manifantrifana, mihavatravatra, mihoalahoala:…tohiny
Mikitika: (kitika) mt. p. (mikitiha): Manohina kely: Nikitika an'Ikoto Rabe mba handrosondroso kokoa ers", aloha.…tohiny
Mikitoantoana: (kitoantoana) p.& : Tsy mitovy tantana ny haavony na ny fandriny, tsy marin-tampona tsara fa miavo müva:…tohiny
Mikitoatoa: (kitoatoa) mt, s. (mikitoatoaua): Tsy manao am-piheverana fa izay alehany alehany fotsiny.
tohiny
Mikitokitoka: (kitoka, kitokitoka) mt. s. sady mt. P. (mikitokitoha) : Mitezitra.
tohiny
Mikitokitona: (kitokitona) mt. s. (mikitokitbna): Manantoetra malonilony lava, sosodava.
tohiny
Mikitongatonga: (kitongatonga) mt. s.: Tsy mitovy tantana, tsy marin-tampon fa miavo miiva.
tohiny
Mikitra: (kitra) mt. p. (mikitrà): Mamporisika hiady:Mahery mikitra angely Ilita. ? Manakorontana, mampikorontana,…tohiny
Mikitrana: (kitrana) mt, s. (mikitràna): Mamoaka feo toa feon-javatra vy maro mifampikasoka: Tamin'izahay nandeha…tohiny