Litera m
Mikikitra: (kikitra) mt. s. (mikikira): Mifantsika, milozoka, mikely aina: Mikikitra amin'ny asa ity zazalahy ity.…tohiny
Mikiky: (kiky) mt. p. (mikihisa): Mikaoka mba hampanify: Mikiky taolana ny aliha. ? Manala ny hodi-mangahazo…tohiny
Mikiliolio: (hiiiolio) mt. s.: Mivezivezy, mivoivoy, misodisody.
tohiny
Mikimbato: (kimbato) mt.s.: Mikiry tsy mety miteny: Nanontaniana izy, nefa nikimbato tsy azo natao ahoana am in'ahoana.…tohiny
Mikimokimoka: (himokimoka) mt. s.: Mihomehy tsy vaky fa toa tazontazonina.
tohiny
Mikimpy: (kimpy) mt. s. (mikimpia): Mikombona ny hodimaso ka tsy mahita (ny maso): Haverina ny kilalao fa tsy…tohiny
Mikiniania: (kinia) mt. s. (mikinianiava): Mamazivazy antsitrapo, mananihany.
tohiny
Mikipaka: (kipaka) mt. s. (mihipaha): Miala miendaka: Nikipaka ny lamba maintin'ny haizina raha vao niposaka ny…tohiny
Mikipilipily: (kipily) mt. s.: Mihetsiketsika mafy miankavia miankavanana.
tohiny
Mikirakira: (kira) mt. p. (mikirakird): Manasaratsaraka mitokantokana; mandrairay hahitana ny antsipiriany: Mikirakira…tohiny
Mikiramborambo: (kiramborambo) mt, s. (mikiramboramboa): Mihantokantona ka mikirazorazo.
tohiny
Mikiraosikaopy: (fr, microscope) a.: Fitaovana entina manalehibe ny fahitana zavatra faran 'izay madinika.
tohiny
Mikiraro: (kiraro) mt, s. (mikiraroa): Manao na mitondra kiraro: Nikiraro hatramin' ny fahazazany izy fa izahay…tohiny
Mikiraviravy: (kiraviravy) mt. s.: Mihantona mila hirotsaka tsy mitehika amin'ny tany: Dia nikiraviravy teo ambony…tohiny
Mikirazorazo: (kirazorazo) mt. s. (mikirazorazoa): Mihantona mila na toa hianjera: Nikirgzorazo teny am-potony teny…tohiny
Mikiribiby: (kiry) mt. s.: Mita-na mafy ny heviny tsy azo atao ahoana amin'ahoana: Mikiribiby hitondra ny zanany…tohiny