Litera m
Mikefona: (kefona) mt. s.: Mifo-delo: Mikefona io zaza io rehefa tenenina mafimafy. ? Mievina: Mikefona foana…tohiny
Mikehana: (kehana) mt. s.: Mikohaka malemy misesisesy nefa tsy mahazo rehoka. ? Mikohaka kely ho toy ny fandrarana…tohiny
Mikehina: (kehina) mt. s. (mihehena): Mitomanimany, mikoneta-dava: Raha mikehina eo indry, hantsoiko Raindry.…tohiny
Mikemakema: (kema) p.t.: Miditra ny molony.
tohiny
Mikemo: (kemo) mt. s. (mikemoa): Mihafohy rehefa avy nihenjana, mionkina, mikainkona: Mikemo ny hozatra raha…tohiny
Mikenakena: (kenakena) mt. p.: Mitondra amim-pitandremana fatratra. ? h.o.: Mise-ho ho morainy loatra amin' ny fitondrana:…tohiny
Mikendry: (kendry) mt. p, (mikendre): Mitily: Mikendry vorona. ? lao. : Mikendre ambony lalandava. ? Mitady hahazo:…tohiny
Mikeninkenina: (keninkenina) mt. s. (mikeninkenena): Misahana raharaha madinidinika; mihodinkodina amin'ny fanomanana…tohiny
Mikenonkenona: (kenonkenona) mt. s. (mikenonkenona): Mikarakara ny raharaha madinidinika ao an-tokantrano.
tohiny
Mikentsona: (hentsona) mt. s.: Miteny amin'ny fomba kentsona.
tohiny
Mikeokeoka: (keokeoka) mt. s.: Mamoaka feo arnin'ny fikepokepohan'ny nify.
tohiny
Mikepakepaka: (kepakepaka) mt. s.: Mihofahofa, mihetsiketsika; manidina mikopaka elatra.
tohiny
Mikepikepika: (hepika) mt. s. (mikepikepeha): Misavilivily.
tohiny
Mikera: (kera) mt. s.: Misaratsaraka (fiteny indrindra amin'ny vary avala hangatsiatsiaka mba hitsi-drano ka…tohiny
Miketaketa: (ketaketa) mt. s.: Mitomany lava, mifararemotra, mikoneta-dava. ΒΆ M.h.: Miketriketrika.
tohiny