Litera m
Mikapilipily: (kapily) mt.s.: Mikivilivily, mihodinkodina.
tohiny
Mikapoka: (hapoka) mt. p. (mikapoha): Mamely, mamono amin'ny tanana na hazo na karavasy: Mikapoka tandrimo. ~…tohiny
Mikaraingo: (karaingo) mt, s.: Miforitra sy henjana mitambatra.
tohiny
Mikarainkona: (karainkona) mt, s.: Mihorona sy mikainkona: Mikarainkona ny volondoha raha azon'ny afo. ¶ M.h.: Mikainkona,…tohiny
Mikarakara: (karahara) mt. p, (mikarakarà): Mitandrina, manao izay hahasoa fatratra sy manokana: Mikarakara tokoa…tohiny
Mikarama: (karama) mt. s. (mikaramà): Mitady vola amin' ny alalan'ny asa: Be ny mikarama amin'izao andro izao.…tohiny
Mikarantsana: (karantsana) mt, s. na p. t.: Enti-milaza feo a-vo sy mazava tsara, tsy misy migarera na farimparina:…tohiny
Mikaraoka: (karaoka) mt. s.: Enti-milaza ny feo ateraky ny ravinkazo maina mihetsiketsika tsofin'ny rivotra, na…tohiny
Mikarapoka: Miankarapoka (karapoka) mt. s. (mikarapoha na miankarapoha): Mianjera na lavo tampoka: Fanina izy ka…tohiny
Mikarariana: (karariana) p, t.: Be dia be, sesehena.
tohiny
Mikaratsaka: (karatsaka) mt, s.: Mamoaka feo mitovy amin' ny an'ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra: Misy mikaratsaka…tohiny
Mikaravasy: (karauasy) mt. s.: Mikapoka amin'ny karavasy.
tohiny
Mikarenjy: (karenjy) mt, s. (mikarenje): Mandehandeha eny rehetra eny araka ny sitrapony: Mikarenjy eny an-tsena…tohiny
Mikarepoka: (karepoka) mt. s sady mt, p. (mikarepoha): Mamoaka feon-javatra kepohina aznin'ny nify: Mikarepoka ny…tohiny
Mikaretoka: (karetoka) mt. s. (mikaretoha): Manaikitra na miketoka miaraka amin'ny feo mitsaka amin'ny fanaikerana…tohiny
Mikaretsaka: (haretsaha) mt. s. (mikaretsaha): Mandalo haingana, tsy hitahita akory: Misy uoalauo mikaretsaka eran'…tohiny
Mikaretsika: (karetsika) mt. s.: Sahiran-tsaina amin'ny raharaha.
tohiny