Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mijohy: Mijohijohy (johy) mt. s. (m?ohia, mijohijohia): Mandeha mikaviavia toy ny akoho mitsoitsoy lenan'ny…tohiny
Mijojo: (jojo) mt. s.: Mandeha mizotra tsara misononoka: Mijojo er? izany fandehan'ity milina ity izany. ? Latsaka…tohiny
Mijokaiky: na Manjokaiky (jo kaiky) mt. s.: Mifintina tsy mihetsika ary manjonitra toa malahelo. tohiny
Mijokajoka: (jokajoka) p.t.: Tsara bika maradona (fiteny amin'ny lehilahy sy ny hazo maniry). tohiny
Mijoko: (joko) mt, p. (mijokoa): Mandeha na mitsaitsaika avy ao an-damosina mba hanatratra olona na hangalatra:…tohiny
Mijokojoko: (joko) mt. s.: Mandeha somary miondrikondrika, mivokobokoka, noho ny hamenarana na ny tahotra na fikendrena…tohiny
Mijolo: (jolo) p.t.: Mandroso mandondona toy ny vavamborona, ny orona... tohiny
Mijoloka: (joloka) mt. s. (mijoloha): Miditra, mitsofoka: Tonga dia nijoloka tao anatin'ilay akanjobe izy ka tsy…tohiny
Mijolonjolona: (jolonjolona) mt. s. (mgiolonjolôna): Miditriditra, misosososo tsy mahazo lalana. * Ohab.: Mijolonjolona…tohiny
Mijomojomo: (jomo) mt.s. (mijomojomoa): Miteny na manao zavatra an-tsokosoko, mangingina, manangoly. tohiny
Mijonetra: na Manjonetra (jonetra) p.t.: Mitakoko, malahelo, manjoretra. tohiny
Mijonjona: (jonjona) mt. s. (mijonjdna): Man deha mahitsy hatrany tsy miherikerika, tsy miresaka toa olo-miavona:…tohiny
Mijononoka: (jononoka) mt, s.: Avy tsy miato (orana) ; mikoriana tsy an-kijanona (ranomaso): Herinandro izao mijononbka…tohiny
Mijoretra: na Manjoretra (joretra) rat. s.: Mamitsaka tsy mihetsika noho ny alahelo na ny aretina, ka raha olona,…tohiny
Mijoro: (joro) mt. s. (miioroa): Mitsangana mahitsy tsara: Aza mijoro eo am-barauarana eo fotsiny ianao. ? Miorina:…tohiny
Mijoro: (fit.-p.) mt.: Mivavaka. Mijotso (fit.-p.) mt.: Midina. tohiny
mijotso: jereo "jotso". Midina, mihena, miletsy. ohatra : Mijotso ny salan'isan'ilay mpianatra varimbarianatohiny
Mijoy: (joy) mt. s.: Latsaka, mirotsaka foana tsy miato: Mijoy ny orana amin'ilaifito. ? Mitomany tsy an-kijanona:…tohiny
Mika: (Tsm) a.: Enti-milaza ny rahona ambony. tohiny
Mikabaka: (kabaka) p.t.: Misy be loatra: Mikabaka loatra izany ron-kena izany! tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0804