Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mihobankobana: (hobankobana) mt. s.: Mibontsina (toy ny taratasy midity tsy mipetaka tsara fa mivohitra misy elanelany…tohiny
Mihoby: (hoby) mt. s. (mihobia): Midera amin'ny antsoantsom-pifaliana, maneho fankalazana olona amin'ny antsoantso…tohiny
Mihodahoda: (hodahoda) mt. s.: Miambatrambatra na miakanakana rehefa miteny. ¶ M.h.: Mikodedika, miboredika, mikodadaka,…tohiny
Mihodidina: (hodidina) mt. s. (mihodidina): Voahodidina, voafefy: Mihodidin-tamboho ny tokotaninay. 1 mt. p.: Mandeha…tohiny
Mihodina: (hodina) mt. s. (mihodina): Mitsimbadika eo ihany ka ny ambany tonga ambony na ny tany an-kavia lasa…tohiny
Mihoditra: (hoditra) p.t.: Ma-nana hoditra mitovy amin' ny an'ny...: Mihodi-tsahona ity poketra ity. ~ Mitovy vo-Io…tohiny
Mihodivitra: (hodivitra) mt. s na mt. p. (mihodivira): Tsy mahitsy, miraika kely: Mihodivitra ny kofehy ka henjano…tohiny
Mihodrohodro: (hodrohodro) p. t.: Mibinabinaka sy mivonto; enti-milaza indrindra tarehy mivindimbindina toa manao…tohiny
Mihofa: (hofa) mt. s.: Enti-milaza zavatra ampiasain'olona na anaovany na ipetrahany ka andoavany vola: Mihofa…tohiny
Mihofahofa: (hofahofa) mt s.: Mikopakopaka, mihofakofaka: Mihofahofa ny saina azon'ny rivotra. tohiny
Mihofakofaka: (hofakofaka) mt. s.: Mikopakopaka. tohiny
Mihofakofaka: (hofakofaka) mt. s.: Misy hoditra manify na takela-koditra miendaka: Asa izay nahazo an-dRasoa fa mihofakofaka…tohiny
Mihofokofoka: (hofokofoka) mt. s. (mihofokofoha): Mihetsiketsika: Kaikerin'ny parasy Ibalita kely ka mihofokofoka…tohiny
Mihogahoga: (hogahoga) mt. s. na mt. p. (mihogahogà): Miantsoantso tsy amin'antony; manesoeso, manakora. tohiny
Mihogo: (hogo) mt. s, (mihogoa): Mandamaka ny volon' ny tenany ihany amin'ny fihogo: Folo minitra izy mihogo…tohiny
Mihoha: (hoha) mt. s. (mihohà): Miantso vonjy, manaitra. ~ Miantsoantso maneso sy manebaka ho fanabantiana:…tohiny
Mihohoka: (hohoka) mt. s. (mihohofa): Miongana na mianjera ka ny vavany no lasa ambany: Loza fa nihohoka ny uilany…tohiny
Mihohona: (hohona) mt, s.: Mamihin-tena ka atao eo ambony vavafo ny tanana. tohiny
Mihohy: (hohy) mt. p. (mihohaza): Mihady amin'ny hoho: Mihohy ny tany ny sa-ka. ¶ M.h.: Mihehy. • Mamongatra…tohiny
Mihoika: (hoika) mt. s.: Manao feo mampiseho fa vao avy sempotra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0914