Litera m
Mihidy: (hidy) mt. s. (mihidia): Voatana tsy afa-mivoha: Efa mihidy ny uavaha dy. 1 Mijanona ao anaty trano,…tohiny
Mihifika: (hifika) mt. s. (mihifiha): Miala, miesotra: Nantsoin-drainy izy fa nihifika. • Mandà, tsy mankasitraka…tohiny
Mihihitra: (hihitra) mt. s. (mihihira): Milofo, milozoka amim-paharetana: Mihihitra amin'ny fianarana io zaza io…tohiny
Mihihy: (hihy) mt. p.: Mikiky na manesotra tsikelikely ny faritra ivelany amin'ny trondro, mangahazo...
tohiny
Mihika: (hika) mt. s.: Feno mifanizina tsy misy elanelany: Aza mampiditra mpijery intsony fa efa mihika ny efitrano.…tohiny
Mihilahila: (hilahila) mt. s,: Tsy tsara fitoetra ka mirai-ka na mitongilana miankavia miankavanana.
tohiny
Mihilana: (hilana) mt. s. (mihilàna): Miraika kely, mirona, mitongilana fa tsy mahitsy fijoro: Mihilana ity tongo-davarangana…tohiny
Mihilontrilona: (hilontrilona) p.t.: Manjelanjelatra, mitsipendrampendrana.
tohiny
Mihimokimoka: (kimoka) mt. s. (mihimokimoha): Manao hehy somary hazonkazonina fa tsy alefa tsara.
tohiny
Mihinakinaka: (hinakinaka) p. t.: Sady lehibe no matavy, misanehaka, miehakehaka.
tohiny
Mihinana: (hinana) mt. P. (mihindna): Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinambary ny…tohiny
Mihindrahindra: (hindrahindra) mt. s. (mihindrahindrà): Mi karenjirenjy, mipelipelika, mijefijefy.
tohiny
Mihinjaka: (hinjaka) mt. s. (mihinjaha): Mitsambikimbikina, mitsamboamboatra: Tsy mba mandihy Rakoto izany fa mihinjaka…tohiny
Mihinjihinjy: (hinjihinjy) mt. s.: Mihinjitra, henjana: Loza fa nihinjihinjy foana teo ny sandriny. (• Mampihenjana…tohiny
Mihinjitra: (hinjitra) mt. s. (mihinjira): Henjana miridiridy: Mihinjitra er? ilay mpitaingin-tsoavaly. 1 Mampiampatra…tohiny
Mihintsana: (hintsana) mt s. (mihintsàna): Miraraka, miala amin'ny toerana misy azy: Nisy rivotra nifofofofo ka…tohiny