Litera m
Mihaika: (haika) mt. p. (mihaikà): Mitady hifaninana, mihantsy: Mihaika olona hiady. / Sahy mihaika anao aho,…tohiny
Mihaikaika: (haikaika) mt. s.: Manao kivazivazy, manao vosobosotra.
tohiny
Mihaingihaingy: (haingihaingy) P.t.: Menatra noho ny fahatsirarovana ny tena ho tsy antonona ny toerana misy ny tena,…tohiny
Mihaingo: (haingo) mt. s. (mihaingo): Misy haingo, mi-tondra akanjo misy haingo: Mihaingo aoka izany ny mpanam…tohiny
Mihaino: (haino) mt, p. (mihainoa): Manongilan-tsofina mba handre: Misy mihaino antsika fa aza miteny mafy. ?…tohiny
Mihaitraitra: (haitraitra) mt, s. (mihaitraira): Miangolangola, be sitra-po, be ditra, sarotiny.
tohiny
Mihaja: (haja) lat.: Mendrika homem-boninahitra: Mihaja io vehivavy io. 1 Sarotiny: Mihaja amin'ny akanjo io…tohiny
Mihakohako: (hako na hakohako) mt, s. (mihakohakoa): Te hoderaina amin'ny fisehosehoana ho..., mihambohambo.
tohiny
Mihalaka: Mihalakalaka (hala-ka, halakalaka) mt, s. (mihalakalaha): Misy elanelana, mifampihataka: Mihalakalaka…tohiny
Mihalana: (halana) mt. s. (mihalàna): Misy halana, mipetraka ambony halana: Miloloha siny tsy mihaiana. * Ohab.:…tohiny
Mihalangalana: (halangalana) nits. (mihalangalàna): Mihatakataka, tsy miaraka amin' ny maro, mianona ho azy er?: Tsy…tohiny
Mihalikalika: (alika) mt. s.: Tonga ratsy toetra, fatritran' olona.
tohiny
Mihalohalo: (halohalo) mt. s. (m ihalohalo y) : Mihantona, mihebibehy eo ambony Io-ha: Toa mahita zavatra mihalohalo…tohiny
Mihalontralona: (halohalo) mt. s.: Mamirapiratra sady mivalombalona toa onjan-drano: Mahafinaritra ahy ity lamba ity…tohiny
Mihambahamba: (hambahamba) mt, s. (mihambahambà): Misalasala, tsy tapa-kevitra fa miahotra: Tsy tapa-keuitra na hijanona…tohiny