Litera m
Migigagiga: (giga) mt. s.: Antitra izaitsizy, mafy tsy laitra vakina.
tohiny
Migigigigy: (gigigigy) mt, s. na p. t.: Mifatotra mafy dia mafy tsy ahafaha-mikopoka: Nataonao migigigigy koa ny…tohiny
Migina: (gina) rra. s.: Marenina: Migina ny sofiko amin' ny tabataba ataon'ireo ankizy ireo. 1 Manao ditra,…tohiny
Migiririoka: (giririoka) mt. s.: Maneno (angely); manao feo mikarantsana ary lavareny.
tohiny
Migisagisa: (gisa) mt. s,: Miantso ny gisa amin'ny teny hoe "gisagisa".
tohiny
Migoana: (goana) mt. s.: Mamoaka feo mafy avy amin' ny fifandonan-javatra, toy ny varavarana mikatona mafy amin'ny…tohiny
Migoboka: Migobona (goboka) mt. s.: Mirohondrohona sy midoboka tsy mba mikarantsana fa ambany: Migoboka na migobona…tohiny
Migodàna: (godàna) mt. s.: Malalaka: Migodàna ny arabe Mig aty an-dreniuohitra. 1 h.o.: Manaram-po: Migodàna itony…tohiny
Migodragodra: (godra) mt. s. na p.t.: Malemy na osa amin' ny famavanin-taolana: Migodragodra izany lohaliko izany.…tohiny
Migogogogo: (gogogogo) mt. s,: Mitomany arahina toloko na feo mafy.
tohiny
Migoigoika: (goika) mt. s.: Mitomany sempotsempotra arahina sentosento.
tohiny
Migoka: (goka) mt. p. (migoha): Misotro amim-pankasitrahana sy betsaka: Nigoka rano mangatsiaka ny anao uauy…tohiny
Migorabaka: (gorabaka) mt, s.: Loaka makadiry: Nigorabaka ny fefiloha ka vorio ny fokonolona. 1 Milentika, mitsoropaka:…tohiny
Migoragora: (goragora) mt. s. na p.t.: Malemy fatotra ka miborabora, malalaka.
tohiny
Migoraidraika: (goraidraika) mt. s.: Maneno (filaza amin' ny sahona).
tohiny