Litera m
Miforitra: (foritra) mt. s. (miforeta): Milefitra: Miforitra ny volotara fa tsy tapaka, ~ Mivonkina: Aza miforitra…tohiny
Miforoforo: (foroforo) p.t.: Mahantra velona.
tohiny
Miforona: (forona) mt. s. (miforona): Tonga, manjary: Nisy riuodoza niforona tampoka 10 km cary ao Antsiranana.…tohiny
Mifosa: (fosa) mt. p. (mifosà): Manaratsy, manazimba, manamavo. 1 Milaza ny hadisoana takona nataon'ny namana…tohiny
Mifositra: (fositra) mt. s, (mifosera): Mandoaka. 1 Mandilotra hazo iray eo ambonin'ny hazo iray hafa mba hahazoana…tohiny
Mifotafota: (fotafota) mt. s.: Enti-milaza olona manao fihinan'ankizy ka mihosina sy mitavana menaka ny tanana sy…tohiny
Mifotetaka: (fotetaka) mt, s.: Mitakovana, misolitika: Mifotetaka ny lokomenanao. ? Potraka ka tsy tafarina teo…tohiny
Mifotitra: (fotitra) rra. s. (mifotera): Mitoetra hafahafa ka ny tokony ho ambony no lasa ambany: Matetika ity…tohiny
Mifotofoto: (fotofoto) mt. s.: Mitovy amin'ny Misafotofoto.
tohiny
Mifototra: (fototra) mt. s. (mifotora): Miraikitra, mifantsika eo amin'ny toerana misy nytena:Telo taona izao izahay…tohiny
Mifotroaka: (fotroaka) mt. s,: Enti-milaza zavatra mibosesika mitady hivoaka miaraka amin'ny fofon'aina ao am-bava…tohiny
Mifoy: (foy) mt. p. (mifoiza): Mamotsitra, mamotsika, ma-mono amin'ny hoho (hao, parasy): Mifoy hao.tohiny
Migadragadra: (gadragàdra) p. t.: Toa farimparina na vaky (feo): Migadragadra ny feon' ity sakan-jazalahy ity,
tohiny