Litera m
Mifarombaka: (farombaka) mt p. (mifarombaha): Mifanesika hanao asa, haka zavatra, hiteny: Nifarombaka naka ny baolina…tohiny
Mifaroratra: (faroratra) mt.s.: Miroritra, mihalava, maditidity: Hita ter? am-paravodilanitra nisy rahona fotsy nifaroratra…tohiny
Mifatratra: (fatratra) mt. s. (mifatr?ra): Mifanety be, mifanizina: Efa mifatratra ny tsaramaso ato fa aoka izay.…tohiny
Mifatrofatro: (fatrofatro) p.t.: Vaventy sy bolangina. ? M,h.: Dobarabe, dofa.tohiny
Mifatsafatsa: (vatsavatsa) mt s.: Mitsaontsaom-bava, miteniteny foana, mirediredy. ? M. h.: Vatsavatsa.tohiny
Mifatsifatsy: (fatsifatsy) p;t,: Enti-milaza ny vary tsy mohaka fa mitsiratsiraka: Mahate hihinana izany vary izany…tohiny
Mifefy: (fefy) p.t.: Enti-milaza ny fombafomba fanao rehefa mandevina, izay mifarana amin'ny famonoana omby.tohiny
Mifefy: (fefy) mt. s. (mifefe): Misy fefy: Mifefy ve ny tokotaninareo? 1 Manatona ho ao ambany fiarovana:Mifefy…tohiny
Mifehy: (fehy) mt. p. (mifeheza): Mamatotra: Mifehy kitay. / Mitondra, miadidy: Tsy zava-mora akory ny mifehy…tohiny
Mifelana: (felana) mt, s.: Mivelatra, vaky: Efa mifelana ny voninkazo. / Manao teny mamy, vava soa, mampanantena…tohiny
Mifendrofendro: (fendrofendro) p.t.: Mifararemotra, na miketron-tarehy sady manganohano toa te hitomany.tohiny
Mifendrotra: (fendrotra) mt. s.: Miketrona: Nifendrotra ny endriny teo am-pamakiana tlay taratasy.tohiny
Mifenifeny: (fenifeny) p.t.: Maimay: Mason-tanora miranga ny anay ka mifenifeny ny hahazo (Tsel.)tohiny
Mifentifenty: (fenty) nits. na p.t.: Malama vava erir raha miteny, kinga sy sahy miteny; mitefontefona.tohiny