Litera m
Mifanontona: (tontona) mt. s.: Tonga misesy ka ny eo tsy lasa, ny hafa avy ihany: Nifanontona ny raharaha androany…tohiny
Mifanorona: (fanorona) mt. s.: Milalao fanorona.tohiny
Mifanosona: (sosona) mt, s. (mifanosdna): Mifampidipiditra na mifanongona: Misy hifidiananao tsara ireo sobiky mifanosona…tohiny
Mifantafanta: (fanta) mt. s.: Mandentidentika.tohiny
Mifantina: (fantina) mt. p. (mifantena): Maka na manavaka izay tsara, mitsaika: Mifantina izay vary tsara hambolena.…tohiny
Mifantina: mijobona, mitsonga: Nifidy azy tao anatin'ny ariuoariuo aho. 1 Mandatsa-bato tsy voateritery ho an-...:…tohiny
Mifantoka: (fantoka) mt. s. (mifantoha): Mifantsika, miraikitra ela tsy miala amy...: Nifantoka tan), amiko ny…tohiny
Mifantsana: (fantsana) mt, s. (mifantsdna): Mihontsam-bava.tohiny
Mifantsika: (fantsika) mt. s, (mifantsiha): Miraikitra amin'ny fantsika: Tsy mifantsika tsara ity sary ity izany.…tohiny
Mifantsitsitra: (fantsitsitra) mt, s.: Miporitika mitoraka mahitsy. ? M.h.: Mitangirika, mitifika.tohiny
Mifantsona: (fantsona) mt. p.: Tsy fandre afa-tsy amin'ilay fombam-piteny hoe: "indray mifantsona": indray mande-ha.tohiny
Mifaoka: (faoka) mt. s. (mifaoha): Manadio. 1 Manesotra amin-kery sy haingana: Hitako nifaoka ny uoronkely teo…tohiny
Mifaraingo: (faraingo) p.t.: Mifeloka ny Iohakeliny: Alaouy amin'ity uy mifaraingo ity.tohiny
Mifarana: (farana) mt. s.: Vita, tapitra: Mifarana anio ny taom-pianarana. ? Voala romoromo, vita mitovy tantana:…tohiny
Mifaratsaka: (faratsaka) mt, s.: Mivarina, mianjera: Nafana loatra izy ka tsy tratra nifaratsaka tany anaty rano.…tohiny
Mifarimbona: (farimbona) mt. s. (mifarimbdna): Miaraka: Nifarimbona nanenjika ilay mpangalatra ny mponina rehetra,…tohiny