Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mifanjana: (fanjana) mt. s.: Tsy misy mety manao asa iray fa miandry ny sasany ka manilika aminy. 1 Tsy mety manao…tohiny
Mifanjevo: (zevo) mt. s.: Mifangaro, mifampidipiditra sy misaritadritaka ka tsy hita intsony ny ahy sy azy: Nifanjeuo…tohiny
Mifanjihitra: (fanjihitra) mt. s. (mifanjihira): Mifamaly mafy; mifanditra, miady vava, manao ady antsanga.tohiny
Mifanjofo: (jofo) mt. s. (mifanjofoa): Miady mikatroka: Nifanjofo tao atsimon-trano ny mpianatra amin'ny lakilasy…tohiny
Mifanjohy: (zohy) mt. pf.: Mifanarakaraka mifanao aloha sy aoriana; miaraka lava eny: Nifanjohy ela teny izy roa…tohiny
Mifank-: Tovona ambaratonga faharoa enti-manao mt. s. milaza fifamalian'asa raha manomboka amin'ny maha ny mt.…tohiny
Mifankahala: (hala) mt. pf. (mifankahal?): Samy tsy tia ny ankilany avy.tohiny
Mifankahalala: (tala) mt. pf : Mifamaly ny fahalalana, ka ny iray mahalala ny iray, ity faharoa koa mahalala ilay voalohany:…tohiny
Mifankahazo: (azo) mt. pf. (mifankahazoa): Azon'ny anankiray izay tian'ny anankiray holazaina: Tsy hifankahazo na…tohiny
Mifankaheny: (heny) mt. s.: Enti-milaza olona roa, lehilahy sy vehivavy, mahazo mivady fa tsy voasakan'ny maha-mpihavana.tohiny
Mifankahita: (hita) mt. pf. (mifankahit?): Mihaona: Dimy taona izao isika no nifankahita farany.tohiny
Mifankaleo: (leo) mt. pf.: Entimilaza olona roa manao izay hahaleo ny ankilany avy.tohiny
Mifankatia: (tia) mt. pf. (mifankatiava): Enti-milaza olona roa na maro izay manana fitia mifamaly: Mifankatiava…tohiny
Mifankazatra: (zatra) mt. pf. (mifankazara): Enti-milaza olona roa na maro mpiaraka matetika ka mifankahazo tsara.tohiny
Mifanohitra: (tohitra) mt. pf. (mifanohera): Mifanalavitra be toy ny atsimo sy avaratra, mifanipaka, mifandaka: Mifanohitra…tohiny
Mifanojo: (tojo) mt. pf.: Mifanena, mihaona, mifanehatra: Nifanojo lahy ny hevitsika mianaka!tohiny
Mifanolotra: (olotra) mt. s.: Mifampikasika: Nifanolotra angaha ny tranonareo taloha? - Mifanolo-body rindrina: enti-milaza…tohiny
Mifanolotra: (tolotra) mt, p.: Mifanome: Nifanolotra peratra izy ireo.tohiny
Mifanondritra: (tondritra) mt. s.: Mifanilaka hadisoana.tohiny
Mifanongoa: (tongoa) mt. pf. (mifanongoava): Mifanaingina, izany hoe ny sasany mitaingina eny ambonin'ny sasany:…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0245