Litera m
Mifanaritaka: (saritaka) mt, s.: Mifandrirodrirotra, mifanintontsintona. 1 Mifangaroharo be ihany ka ny sasany mankatsy,…tohiny
Mifanarotika: (rotika) mt, s.: Mikorontana, misaritaka. 1 h, o.: Tsy mifanaraka, misavorovoro.tohiny
Mifanarototra: (rototra) mt. s.: Mifandrombaka, miantoraka amin'ny zavatra iray.tohiny
Mifandafatra: (lafatra) mt. s. Mi (mifandafara): Miady, mifanao andaniny sy ankflany: Nifandafatra tao an-tokotany…tohiny
Mifandahatra: (lahatra) mt, s.: Miady hevitra mafy,tohiny
Mifandaka: (daka) mt. pf (mifandak?): Mifamely daka:Nifandaka Ibalita sy Isambilo. 1 Mifanohitra ohatra ny atsimo…tohiny
Mifandanja: (lanja) mt. s.: Mitovy larda: Mifandanja ny havesatr'ireto boky ireto. 1 Mifanentana: Mifandanja amin'ny…tohiny
Mifandetsy: (letsy) mt. pf. (mifandetse): Mifanala, izany hoe, ohatra, ka ananan'olona vola ny tena, ka misambotra…tohiny
Mifandimby: (dimby) mt. pf. (mifandimbiasa): Misesy mifanarakaraka: Efatra ny filoham-pirenena nifandimby teto hatramin'izay.…tohiny
Mifandinika: (dinika) mt. pf. (mifandiniha): Miara-mamotopototra ny amin'ny antonanton-draharaha iray: Nifandinika…tohiny
Mifandiso: (diso) mt. s.: Tsy mifanena, tsy mifanaraka: Nifandiso izahay sy Rakoto. / Nifandiso ny bokotrao fa…tohiny
Mifanditra: (fanditra) mt. s. (mifandira): Miady vava, mifamaly, mifanjihitra: Mifanditra lalandaua izy roa lahy…tohiny
Mifandraika: Mifandraidraika (raika) mt. s.: Misy fitovitoviana amin'ny...: Mifan- draidraika amin'ny tarehindrenibeny…tohiny
Mifandraka: (fandraka) mt. s.: Misy ambaviny, misy loaka hidiran'ny andahiny. - F.-p.: Voatavo tcy mifandraka: enti-milaza…tohiny
Mifandramatra: (fandramatra) mt. s.: Mifanaikitra, miady, manao ady saritaka.tohiny
Mifandrindra: (rindra) p. mt.: Mifanaraka tsara.tohiny
Mifandrombaka: (rombaka) mt. pf. (mifandrombaha): Mifaninana manao asa na miteny: Mifandrombaka hanao tsianjery ny…tohiny
Mifandrotika: (fandrotika) mt. pf.: Mifandrovitra, miady mafy mifanao hotohoto.tohiny
Mifandrotra: (fandrotra) mt, s.: Mifatotra singory: Mora vahana io fa mifandrotra fotsin y.tohiny
Mifandrozana: (fandrozana) mt. s.: Tsy mifanara-kevitra, tsy mifanaraka; (raharaha) misavorovoro.tohiny