Litera m
Mifaditra: (faditra) mt. s. (mi. fadlra): Manala faditra izany hoe manao faditra miaa hisakanana loza atahorana…tohiny
Mifady: (fady) mt, p. (mita-dia): Tsy mihinana an-tsitrapo, mand? tena tay hihinana: Mifady hena lsan-jomd izy,…tohiny
Mifafa: (fafa) mt. P. '(mifaf?): Manala ny loto, fako, potipoti-javatra amin'ny kifafa: Mifafa tokotany isa-maraina…tohiny
Mifafy: (fafy) mt, s, (mifafa. za): Enti-milaza ny voa napariaka, na ny toerana nanapariahana: Efa mifafy ny…tohiny
Mifahana: (fahana) mt, s,: Mahazo fahana, na zavatra entina mameno, entina mampandeha zavatra iray hafa: Efa mifahana…tohiny
Mifako: (fako) mt, P. (mifa. koa): Manangona (fikotra, ahitra bozaka): Lasa nifako kitay ?ny an-tsaha any izy,tohiny
Mifalihavanja: (falihavanja) mt, s : Mibitaka mitsamboamboatra tahaka ny zanak'omby na ondry eny an-kijana,tohiny
Mifam-: Mifan-: Tovona fanaovana matoantenin'ny mpifanao ho an'ny mt, tsotra ma. nomboka amin'ny mam- na man-,…tohiny
Mifamahofaho: (faho) mt, Mifangaroharomifampidiplditra be ihany: Mifamahofaho ny soa sy ny ratsy eto a_ min'ny flainana,tohiny
Mifamandraka: (fandraka) mt, s.: Miady, mifanaratsy, mifanendrikendrikatohiny
Mifamatra: (fatra) mt, s.: Mitovy fatra amy,,,, mifandanja: Tsy mifamatra amin'ny fitiaa uan.droy aman.dreny matetika…tohiny
Mifambomba: (mbomba) mt, pf.: Mifamlhina, mifampisakambina toa mlfampiaro amin'ny loza mifamehy. 1 M.h.: Mifanohana,tohiny
Mifameno: (feno) mt.pf. (mifamenoa): Mifanampy: Mifa_ meno ny sikajy sy ny kirobo mba ho tonga sikajitelo,tohiny
Mifamofo: (fofo) mt.pf. (mifamofoa): Mitetika hifamono: Nifamofo mihltsy izy roa lahy. 1 Mifanao fanekena mialoha…tohiny
Mifamoivoy: (voivoy) mt, s, (mifamoiuoiza): Mifanenanena ombieny ombieny, mifanerantserana: Nifamoiuoy eran'ny kianja…tohiny
Mifamotaka: (famotaka) mt, s,: Mifangaro be, mifanjevo, misafotofoto miady misy fo_ tsy maso: Nifamotaka tao ilay…tohiny