Litera m
Midify: (dify) mt, p, (midi-fia): Miala amim.pahakinga. na mba tsy ho hita: Anja. ranao izany ka tsy azonao…tohiny
Midihindihina: (dihina) p.t.: Mandeha miandranandrana feno rehareha.tohiny
Midika: (dika) mt, s.: Manan. kevitra hoe...: Ny fanginako tsy midika ho fWoonauonana ueliuely fa tsy manan-ko.…tohiny
Midilotra: (dilotra) mt, s.: Mi. kasoka ka mamoaka feo midridroka: Midilotra amin'ny uatan'ny uoatiry ny kodia.…tohiny
Midimby: (dimby) mt, s,: Ma-nana mpisolo voasolo: Efa nidimby sahady ilay dokotera maty tamin'ny herinandro,tohiny
Midina: (idina) mt. s. (midtna): Mandeha mankamin'ny toerana ambanimbany kokoa: Nidina tany ambany rihana aho…tohiny
Midinadina: (dinadina) p.t.: Enti-milaza fibontsinan'ny kibo noho ny fahavokisana.tohiny
Midindina: (dindina) mt, (feo) Heno mangintsina ao anaty sofina na dia efa tsy misy intsony aza: Mbola midindina…tohiny
Midingidingy: (dingidingy) mt, s.: Mianiera dia mivarfmba. rina, mikodiadia,tohiny
Midingina: (dingina) mt, s,: Miakatra, mijoro, manondro lanitra: Midingin.drambo ny alika, ? Mihoatra: Lava raha…tohiny
Midinika: (dinika) mt, s, (midiniha): Miara-mihevitra, man. dinika miaraka: Mbola midi. nika io raharaha to ny…tohiny
Midio: (dio) mt, s, (midioua): Misasa: Lasa nidio any amin' ny rano mandeha any izy. ? Manala tena amin'ny…tohiny
Midiridiry: feno, ka henjana: Voky loatra ity zaza ity ka midanidany ny kibony,tohiny
Midiridiry: (diridiry) mt, s, sady p,t, (midiridiria): Henjana: Inona no nohanin'ity zaza ity no midiridiry ohatra…tohiny
Miditra: (iditra) mt, s, (midira): Mandroso avy any ivelany ho ao anatiny: Raha vao niditra tao an-trano izy…tohiny
Miditra: (iditra) mt, s, (midi. ra): Manao ditra: Midttra handeha Zomd ny zafikeli. k o. ? M.h.: Mitokona, mitokozihitra,…tohiny
Midizidizy: (dizldizy) p,t, na mt, Mihinjihinjy na midiridiry na mijajirika tsy mihetsika eo amin'izay misy azy,…tohiny