Litera m
Midaraboka: (daraboka) mt, s, (midaraboha): Mianjera mafy amin'ny tany,tohiny
Midararaka: (dararaka) Mitalanjolanjona amin'izay rehetra hitanY.tohiny
Midaridary: (daridary) Midiridiry, mibontsina sy henjana: Voky loatra Isambilo ka midaridary aoka izany ny kibony,tohiny
Midaroboka: (daroboka) mt, s,: Mianjera aa anaty rano,tohiny
Midarondarona: (darondaro na) mt, s,: Miavonavona am-pitenenana, midaondaom-bava.tohiny
Midasidasy: (dasidasy) mt, s,: Mandeha sy mamindra milamina sy maotona: Nidasidasy ny mpisorona nialohan' ny andiana…tohiny
Mideboka: (deboka) mt, s,: Enti-milaza rano mamoaka feo fa voakapoky ny tanna: Tsy re akory ny fideboky ny rano…tohiny
Midedadeda: (dedadeda) nit, Manao rehi-be: Midedadeda ny aria Misamboaravoara: Midedadeda ao am.pony ny fitiavany…tohiny
Midehandehana: (dehandeha. na) mt, s,: Mandeha toa mibehambehan sy miletaleta.tohiny
Mideradera: (dera) p.t.: Misehoseho, mieboebo, mirehareha.tohiny
Mideronderona: (derona) mt. s.: Kevoka na dedaka, mandoka tena sy miedinedina foana: Tsy tiako ny ahy !ro. ny olona…tohiny
Mideza: (deza) sady mt, s. (midezd): Razana toerana miainga avo saiky mitsatoka raha jerena miakatm ka sarotra…tohiny
Midi-trosa: miditra amin'ny fitrosana, / Midi-droa: an'nY lafiny roa, J Vola miditra: vola azo. ? M.h.: Mitsofoka,…tohiny
Midibadiba: (diba) p.t.: Enti. milaza zavatra henjana sy mi. bontsina noho izy feno rivotra na rano: Midibadiba…tohiny
Midibidiby: (dlbidiby) p.t.: Fe. no mizihitra be: Mbola midibidiby ny kiboko ka tsy a. faka mihazakazaka aho,tohiny