Litera m
Mi: o,: Ny feo fahatelo manarakaraka ny re amin'ireo ambaratongam-peo amin'ny gaina na gamatra.tohiny
Mi: Tovona enti-mamorona mt. p, (mijery olona, mianatra lesona)'na mt, s, (mi. hazakazaka, miuezlvezy).…tohiny
Miabo: Miibo a,: Mari-pamantarana fampitahana (< ), ka ny vavany misokatra milaza izay lehibe amin'ireo zavatra…tohiny
Miaboabo: (aboabo) mt, s. (miaboaboa): Miavoavo, mivongovongo, mitringitringy, mifanongoa, - t.i.f.: Fiaboabo,…tohiny
Miadala: Miadaladala (adala) mt.s. (miadaladal?): Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao…tohiny
Miadana: (adana) mt, s, (miadana): Mandeha moramora, manao moramora izay atao; tsy mahavita lalan-davitra na…tohiny
Miadidy: (adidy) mt. P. (miadidia): Mandray ho andraikitra, tompon'andraikitra amin'ny.,.: Iza no miadidy ny…tohiny
Miadokadoka: (adokadoka) mt, s.: Miedinedina, maneho hakevohana amin'ny fitenY sy ny fihetsika, miajokajoka.tohiny
Miadonadona: (adonadona) p, t,: Miseho miavonavona a. min'ny fandeha. ? M,h,: Mianjonanjona, miandranandrana. ? M.h.:…tohiny
Miady: (ady) mt, s. (miadia): Mifamely amin'ny basy aman-defona: Mahay miady ny tari-dRamarovokatra aria ho…tohiny
Miafa: Miafana (afa, afana) mt, s,: Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena: Niempaka…tohiny
Miafara: (fara) mt, s. (miafara): Enti-milaza zavatra iray izay ny farany Miafara a, min'ny h ny hoe Rajonah,…tohiny
Miafatrafatra: (afatrafatra) mt, s,: Mitomany mikiakiaka iniaraka amin'ny fihetsika miankapokapoka: Nitomany niafatrafatra…tohiny
Miafitra: (afitra) mt, Mijanona tsy mandeha intsonY: Niafitra halina ny famanta. ranandroko, ? Miato miala ianona,…tohiny
Miafokafoka: (afokafoka) mt. Misamboaravoaran-katezerana, mitroatra, ? (Ankehitriny) Miavonavona amin' ny fiteny:…tohiny
Miafonafona: (afonafona) mt, s,: Misafoaka, mirehidrehikatezerana, romotry nY hatezerana.tohiny