Litera m
Matso: (angl, march) a,: Filahara-miaramila manao fanazaran-tena, 1 Famindran'ny miaramila eo anoloan'ny lehibenY…tohiny
Matsora: (tsora) p.t.: Be rano, tsy marihitra, tsy madity: Matsora {zany ro izany, 1 Enti-milaza loko na volon-…tohiny
Maty: p.t, na p,mt,: Afaka aina, tsy velona intsonY: Maty omaly ilay sakanay be volo ? h,i,: Voakapoka mafy:…tohiny
Mavana: ((vana) p.t.: Mangalamavo somary mena. Tsars tarehy, mandefa taratra malefaka: Maitso mavana izany fohasaha…tohiny
Mavany: (vany) Olon.doza sy masiaka ary ratsy sains ka tsy misalasala hamono, mahavanon-doza: Aza sendra izay…tohiny
Mavao: p.t.: Ratsy fofona, ma. nomboka ho simba, mihasimba, miharatsy: Efa mavao izany divay izany, ? M,h,:…tohiny
Mavesatra: (vesatra) p.t.: Be lanja manindry mafy: Entana mauesatra, 1 Bevohoka: Ma- vesatra izy fa omeo toerana,…tohiny
Mavika: na Mavibika (vika) p, t,: Matanjaka sady marisidrisika kingakinga: Mahaflnaritra ahy iny zokin'ise iny…tohiny
Mavikiviky: (vikiuiky) p.t.: Matanjaka, mavitrika,tohiny
Mavitrika: Mavitribitrika (uttrlka) p.t.: Matanjaka ary mazoto, marisika hanao zava. tra: Aoka havitribitrika re_…tohiny
Mavo: Vony vasobasoka: Tianao ve it9 lopotra mauo it9 raha hanaovana zipo? 1 Malotoloto: Mavo erY izany ranjonao…tohiny