Litera m
Maka-ba: f.-P.: Manao fiomanana (avy amin'ilay fomban'ny mpftarika hira izay mively ba — araka ny ban-kirs, roa…tohiny
Makadiry: na Makadiribe p.t: Be vatana, vaventy: Bibi loua makadiribe. ¶ M.h.: Ngezabe, goaibe. • Lebibe, malalaka:…tohiny
Makafoka: p.t: Tsy misy tsirony, tsy mba misy ranony firy fa maimaina, matsaboka. - t.i.f.: Makafokafoka f hakafokafoka.…tohiny
Makajany: (Tsm) a: Fomba fampanofana tanimbary ka ny tompony no miantoka ny masomboly ary isasahana ny vokatra…tohiny
Makaka: (kaka) p.t.: Be elanelany fa tsy mifanety: Makaka nify ity ZaZa ity Il M.h. : Bakaka, mahalana.
tohiny
Makarakara: p.t.: Enti-milaza zavatra toy ny garaba, izay misy elanelany tsy feno, mahalan-drary be, be loadoaka:…tohiny
Makasa: a.: Zavamaneno toy ny korintsana ihany saingy tsy fahita firy intsony noho izy manahirana kokoa ny fandrafetana…tohiny
Makera: Makerakera (kera) p. t: Tsy misy elanelany firy (enti-milaza zavatra misy masony toy ny sivana).
tohiny
Makiana: (kiana) p.t.: Maina mora vakivaky na mora tapa-ka; mafia noho ny hamainany be loatra. • Tsy mba mandina.…tohiny
Makirana: p.t: Marikivy: Voasary makirana • h.o.: Entimilaza toetra kahidy. - t.i.f.: Makirankirana / fahakirana.…tohiny
Makorelina: a: Vehivavy mivelona amin'ny fitondran-tena ratsy. ¶ M.h.: Mpivaro-tena, tsimanetsa, tsimihorirana.…tohiny
Makotroka: (kotroka) p. t.: Manetriketrika, re hatraiza hatraiza: Nakotroka izay fety tao Ananona izay. • h. i.:…tohiny