Litera m
Matahotrandro: a.: Karazam-biby mitovy amin'ny androngo.tohiny
Matahotrantsy: a.: Anaran-kazo fanao fanafody ny fakany.tohiny
Matanjaka: (tanJaka) p.t.: Be aina, manana herim-batana, matomboka: Tonga daholo ny uatan-dehilahy matanjaka tao…tohiny
Matavikely: a,: Anaran'ahitra mitapela.dravina maniry eny amoron-drano.tohiny
Matavy: (tavy) p.t.: Entimilaza zavatra be menaka: Hena matavy. ? Enti-milaza olona na biby be jabora, be menka,…tohiny
Matematika: (fr, math?mati que) a.: Antonkon-tsiansa ianarana mandinika ny fom- ba aman-toetran'ny zavatra tsy azo…tohiny
Matetika: (tetika) p.t.: Misesy, mifanakaiky tsy misy elanelany lavitra; mifanety: Ataovy matetika ny hetsa raha…tohiny
Matevina: (tevina) p.t.: Lehibe ny indrakeliny: Boky mate-vina, / Akanjo mateuina, ? Mifanizina, mikitroka mi.…tohiny
Mateza: (teza) P.t.: Maharitra ela vao simba: Mateza ity akanjonao it9 fa mbola tsy teraka akory ilay faralahiko…tohiny
Matihanina: a.: Enti-milaza mpiasa na mpampianatra manao ho fototr'asa mandavan' andro ny raharaha ataony, na asa…tohiny
Matoa: p.t.: Enti-milaza ny zokiny indrindra amin'ny zanaka (soratana miaraka amin' ny anarana lazainy toetra…tohiny
Matoa: ppt feh.: Raha toa, ny antony naha-...: Matoa very ny omby, tsy tsara ny hidin' ny fahitra.tohiny
Matoanteny: a.: Sokajin-tenY enti-milaza ny teny fototrY ny fehezanteny ka ny fiforonany dia ambr'ny alalan'ny tsirinteny…tohiny
Matoatoa: a.: Fanahin'olona maty izay misehoseho amin' ny velona satria tsy vita mby antsoalany ny fandevenana…tohiny