Litera m
Masirasira: (sira) p.t.: Misimtsy sira kely, masimasina. ? h.o.: Tsy dia mazoto firy, tsy manotraka firy, matimaty…tohiny
Masiso: (siso) p.t.: Ratsy fofona, maimbo, enti-milaza indrindra ny sakafo ela nitoerana ka misy fofona ary…tohiny
Masitremo: (angl. Mark time) a.: Fibaikoana miaramila tsy hampikatroka ny tongotra rehefa mamindra.tohiny
Maso: a.: Fitaovan'ny vatana mijery, ny fijerena: Sarobidy ny maso fa raha :samba tsy mahita ny hasoan'ny…tohiny
Masoandro: a.: Antontan-javatra goavana mirehitra mihenjy eny amin'ny habakabaka ka fototry ny hazavana sy ny hafanana…tohiny
Masoarivo: a.: Fitaovana misy loadoaka madinika maro, ampiasaina amin'ny famboaran-tsakafo raha ta hanatsika na…tohiny
Masoivoho: a.: Solontenam-pikambanan na fanjakana any an-tany hafa: Rakoto no ma. $oiuohon'ny fihambanam.ba- rotray…tohiny
Masolavitra: a.: Fitaovam-pijerena natao hahitana mazava ary miavaka tsara ny zavatra lavitra.tohiny
Masombika: a.: Anaram-poko anankiray avy tany Mozambika fahiny tafiditra ary tafaharo amin'ny Malagasy eto Madagasikara;…tohiny
Masomboly: a.: Voa na talionjavamaniry fantenana ka tehirizina mba hafafy na hambolena amin'ny fotoam-pambolena…tohiny
Masonaombelahy: (Ski) a.: Fi. ravaka farantsa kely volamena roa iambozonana miseho hitsin'ny afovoan'ny taolampanavy…tohiny
Masonkarena: a.: Izay lany rehetra tamin'ny nahazoana sy nanamboarana zavatra iray amidy: Tsy azoko amidy efajato…tohiny
Masonkoditra: a.: Loaka kely madinika dia madinika hita amin'ny hoditra manify ivelany, izay ivoahan'ny hatsembohana…tohiny
Masovarahina: a,: Varahina boribory kely fanao amin'ny loadoaka idiran'ny fehin-kiraro.tohiny
Masovoatoaka: a.: Karazana ha. zandranon-dranomamy, me-na ny masony ary misy mitsipentimpentina ny vatany,tohiny