Litera m
Marokoroko: (rokoroko) p.t.: Maraorao, mandrotsirotsy, masaosao.tohiny
Marolafy: a.: Sary ieometrika misy lafy maro, na telo na efatra, na dimy, na enina... mitovy na tsy mitovy.tohiny
Marolongo: a.: Karazam-bibilava hafa kely fa maromaro izy no miray lavaka ka raha misy mamono ny iray aminy dia…tohiny
Maroroka: p.t.: Fatra-pitombo, mitombo izaitsizy: Maroro. ka ity zaza it9 fa vao roa tao. na izy dia takany ny…tohiny
Marotampona: a,: Karazan-kazo fihinam-boa,tohiny
Marotanana: a,: Bibikely sahala amin'ny trambo,tohiny
Marotonona: a.: Anaran'ahitra mitovy amin'ny fandrotrarana.tohiny
Marovany: a,: Valiha vita amin' ny hazo natambatra ho efajoro toy ny vata, ka valiha vata no ilazan'ny ankamaroan'ny…tohiny
Marozandry: a,: Anaran,iavamaniry, ? Ny vitsivitsy ambony amin'ireo taolana mifampitohitohy manaraka ny lavan'ny…tohiny
Marsa: (fr, mars) na Martsa (angl, march), a?: Volana fahatelo amin'ny tanna araka ny fanisana andro vahiny…tohiny
Masahina: (masaka) mt, ih (masaho): Atao tonga masaka, 1 Dinihina sy eritrereti. na tsara, alaina ambony alaina…tohiny