Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
marina: marina : araka ny fiforonanteny *m-arina. ny arina dia mitovy @hoe zavatra mitongilana ka aremina. Ny…tohiny
Marina: p.t.: Ilazana toerana mitovy tantana, tsy misy avo sy iva, tsy mikitoantoana: Lavo an-tany marina lahy…tohiny
Marina: a.: Foko lehibe monina afovoan'ny Nosy, izany hoe amin'ny tampon-kavoana voafaritry ny tanin'ny Vonizongo,…tohiny
Marirana: (rirana) p.t.: Misy rirany, miendrika lelan-javamaranitra. ? Enti-milaza tarehin'olona maranidranitra,…tohiny
Marirandrirana: (rirana) p.t.: Enti-milaza olona maranidranitra ny tslpika mamaritra ny tarehinY.tohiny
Mariry: (riry) p.t.: Tsy misy ravina: Mariry ny ahitra a. min'ny ririnina.tohiny
Marisarisa: (risarisa) Mararirary, tsy salamalama, misy rofy kely: Tsy ho afaka hankany ambanivohitra izahay anio…tohiny
Marisika: (riaika) p.t.: Mazoto hanao zavatra, mavitrika, mahery fo: Marisika amin' ny fianarana ny zanaho, 1…tohiny
Maritiora: na Martiora na Martiry (fr, martyr) a.: Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon'ny finoany na ny fitiavany…tohiny
Maritra: na Marimaritra p.t.: Vao mafana kely foana: Ento amin'izay ilay rano, r'Iko. to a! ? tsy mbola mafana…tohiny
Marivo: (rivo) p.t.: Tsy lalina, tsy lehibe ny elanelan'ny va. vany sy ny vodiny; tsy mifanalavitra ny vavany…tohiny
Maro: p.t.: Mihoatra ny iray: Ny telo dia azo lazaina fa efa maro. 1 Tsy vitsy, betsaka: Maro no nadinina,…tohiny
Maroandro: a.: Hazo fanao tehina.tohiny
Maroatody: a,: Zavamaniry misy vodiny toy ny ovy fanome ny vorona.tohiny
Maroavolona: a,: Anaran-kazo, mitovy amin'ny Malemllahy,tohiny
Marofaka: a,: Anaran-javamaniry,tohiny
Marofirofy: (rofy) p.t.: Tsy dia salama loatra,tohiny
Marofy: (rofy) p.t.: Marary, voan'ny aretina: Salama tsy marofy izahay rehetra.tohiny
Maroina: (maro) mt. th. (maroy): Atao tonga maro.tohiny
Marojinja: a,: Karazam-bakana,tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0709