Litera m
Mara: na Maramara p.t.: Loko fotsy sy mainty mifanelane. lana, i f,: Hamara 1 hamarana 1 fahamara / fahamarana.tohiny
Maradondradona: (radona)p.t.: Tsara bika, tsanganana ma. hafinaritra,tohiny
Maraina: a,: Fizaran 'ny andro hatramin'ny mangiran-dratsy ka mandra-pahatongan'ny mitataovovonana: Amin' ny…tohiny
Marakely: a,: Miaramila kely, 1 h,i,: Andian'ankizy mila. hatra manao matso sy asam. pinga. 1 Hazandrano matsiro…tohiny
Marambotry: (Tsm) p.t.: Il aza. zana ny volon'omby mena. mena manopy mavo.tohiny
Maranantsody: p.t.: Hatsatra; enti-malaza marary mbola malezo sy hatsatratohiny
Marani-doha: kitso loha, mitsilotsilo, mipilopilo, tsoky, ? h,o,: Kinga, matsilo saina: Maranitra ity mpianatra it9…tohiny
Maranitra: (ranitra) p.t.: Manify dia manify ka mahadidy sy mahatapaka: Maranitra kokoa ny hareza noho ny an- tsy.…tohiny
Marantsifotro: (Tsm) p.t.: Ilazana ny volon'omby mena-mena singantsinganin'ny mainty.tohiny
Marao: na Maraorao (rao, raorao) p.t.: Masaisay raha kasihina, tsy malama, misy mi. bontsimbontsina, marokoro.…tohiny
Maraokanina: (fr. Marocain) a.: Ny firenena monina any amin'ny tanin'i Maraoka (A-frika avaratra andrefana), 1 p.t.:…tohiny
Mararirary: marisarisa, mafanafana.tohiny
Marary: (rary) p.t.: Voan'ny a retina, tsy salama, tsy meti mety: Marary ny kibony, 1 Mijaly: Marary nY foko,…tohiny