Litera m
Manovantovana: (tovana) mt, s,: Manitatra izaitsizy; manampy lainga ny zavatra marina,tohiny
Manovo: (tovo) mt, p, (mono. voza): Maka rano amin'ny zinga ao am-pantsakana na amin'ny renirano: Manovo rano…tohiny
Manovoka: (ovoka) mt, P. (rnanouoha): Manala, manesotra, manatsoaka; maniny mafy dia mafy, mandevilevy.tohiny
Manovona: (tovona) mt.p. (ma. novona): Manampy avy eo ambony na avy eo aloha: Manovona a eo alohan'ny fototeny…tohiny
Manovotrovotra: (hovotra) mt, P. (manovotrovbta): Manozongozona, manontsonkontsona.tohiny
Manozona: (ozona) mt, p, (manozbna): Maniry ratsy ny ha-fa: Nanozona ilay lamina tsy nandray azy izy,tohiny
Manozongozona: (hozona) mt. p, (manozongozona): Manetsiketsika mafy ary imbetsaka: Manozongozona ny hazo ny rivo-mahery,…tohiny
Manta: p.t.: Enti-milaza zavatra tsy nandrahoina, tsy masaka: Misy, hono, olona mthinan-kena monta, 1 Mbola…tohiny
Mantamanta: Tsy dia tena manta. / h,o,: Tsy vita tsara tanteraka: Asa mantamanta, 1 TsY nomasahana tsara, tsy nalaina…tohiny
Mantoanto: p.t.: Enti-milaza nahandro tsy tsara masaka: Mantoanto izany sakafo iza. ny, 1 Li. f.: Manamantoanto,…tohiny
Mantra: (otra) mt. p, (mono. ra): Misafo sady mamoritra amin'ny tanana ny faritra iray amin'ny tena mba hampahalefadefaka…tohiny
Mantsafofoka: p, mt,: Marary an-doha;jenjina,fanina,tohiny
Mantsaka: (tsaka) mt, p. (man. tsak?): Manovo rano eny andoharano na amin'ny lava. drano namboarina: Indreny ny…tohiny
Mantsangaingy: p.t.: Miavosa: Antontam.bary mantsangain. gy. 1 h,i,: Enti-milaza asa betsaka mivangongo tsy vita.tohiny
Mantsasaka: (antsasaka) p.t.: Enti-milaza anana na voankazo mialina andro ka tonga vonivony, manomboka ho simba,…tohiny