Litera m
Mainty: p.t.: Enti-milaza zava• tra mitovy volo amin'ny arfm-bilany, mifanohitra amin' ny fotsy: Lamba mainty.…tohiny
Maisatra: p. t.: Mihisatra tsy mandeha tsara azon'ny tsy ampy rano na maniais: Asio menaka fa maisatra it? milina…tohiny
Maito: (ito) p. t.: Tapaka tarangana, mifarana tsy misy romoromo. * Ohab.: Maso- bary maito kitoza; ny tiako…tohiny
Maitso: p.t.: Enti-milaza zavatra mitovy volo amin'ny ravinkezo: Maitso tanora ny volon'ny ravin 'akondro. -…tohiny
Maitsoitso: (t tr.) p.t.: Maitsa matsora.
tohiny
Maitsomanana: a: Karazam-bakana.
tohiny
Maitsoririnina: a: Karazan'ahitra (Benerio erechthitoules). ? Enti milaza koa izay zava• maniry rehetra mijanona ho…tohiny
Maitsosomotra: (somatra) a.: Karazam-bary.
tohiny
Maivana: p. t.: Tsy misy lanjany loatra, tsy mavesatra: Maffia-na ny volom-borona ? h.o.: Maivana ihany izany…tohiny
Maivanina: (maivana) mt ih. (maluano): Atao izay hahamaivana ny entana eny amin' ny olona iray, anesorana ny entana…tohiny
Maivoka: (aivoka) p.t: Entimilaza ny vary totoina indray mandeha ka mbola ny ampombo mahery ihany no vao afaka…tohiny
Maizamaizaka: na Mezamezaka (mezaka) p. t.: Enti-milaza bikan'olona kelikely lavalava.
tohiny
Maizimaizina: (maizina) p.t: Manjombonjombona. • h.o.: An-tsokosoko: Tetika maizimoizina.
tohiny
Maizina: (haizina) P. t : Tsy mazava, manjombona: Maizina ny efitrano ka vohay ny varavarankely. • h.o.: Tsy…tohiny