Litera m
Manolikoly: (kolikoly) mt, P. (manolikolia): Manome ko. likoly, vola mba hitadiavantsitraka: Mendri-tsazy lehibe…tohiny
Manolo: (solo) mt, P. (manoloa): Manova hafa: Tsy mono na manolo mpampianatra efa za-draharaha, ? Miova: Lasa…tohiny
Manoloana: (oloana) mt, P,: Manatrika, eo anatrehana: Indreto ny zanakareo mano. loana anareo,
tohiny
Manolokolo: (kolokolo) mt, p, (manolokoloa): Mikarakara fatratra, manao izay hahasoa lalandava: Aza hadinoina ny…tohiny
Manolotra: (tolotra) mt. P. (mana ldra): Mandroso zavatra mba horaisin'ny hafa: Manolotra tanana / Manolo_ tra…tohiny
Manolotsolotra: (tsolotra) mt, s, (manolotsolora): Mandroso dia manemotra zavatra na ny tanna toy ny bibilava manatranga…tohiny
Manomana: (omana) mt, p, (manomdna): Manao vonona mialoha izay ilaina amin'ny fanatanterahana zavatra iray: Manomana…tohiny
Manomba: (omba) mt, p, (manombd): Mandrakotra misakobona amin'ny lam'ba na ny elatra: Manomba ny zanany na reniakoho.…tohiny
Manombana: (tombana) mt. P. (manombdna): Manondrotra ambony ny vidin-javatra Iray mba hahazoana tombony ihany na…tohiny
Manombana: (tombana) p.t.: Enti-milaza ny orana izay miseho ho toy nY efa ho avy amin'ny tselatselatra hita ery…tohiny
Manombika: (ombika) mt, P. (manombiha): Maka sombintsombiny na potipotinY amin'ny vataben-javatra iray: Manombi-kena,…tohiny
Manombina: (tombina) mt, P. (mono mbena): Mametraka zavatra na olona ka atao izay hahazoany toerana tsara.
tohiny
Manombina: (sombina) mt.p. (manombina): Maka manala ilany kely: Manomtiin-kena, * Mandroritra, manintona: Ny zokiny…tohiny
Manombo: (hombo) mt, p, manomboa): Mamantsika, mihazona na mitana mafy: Nanombo an'i Kriaty tamin' ny hozo ftlaliana…tohiny
Manombo: na Mihombo (tom. bo) mt, s. (manomboa, mi. homboa): (ity faharoa no fampiasa matetika kokoa): Mihamafy…tohiny