Litera m
Manjokaiky: (jokaiky) p.t.: Mitakoko, manjonitra, manjoretra, manjonetra,
tohiny
Manjoko: (Joko) mt, p, (manjokoa): Miondrikondrika sy mivokobokoka rehefa mandeha: MamPalahelo ahy io antibauy…tohiny
Manjoloka: (joloka) mt, p, (manjoloha): Mampiditra, manatsofoka: Nahita olona nanjoloka kesika roa tao a. natin'io…tohiny
Manjombona: (Jombona) p.t.: Maloka fa rakotry ny rahona ny habakabaka: Manjombona ny andro, 1 Malahelo endrika,…tohiny
Manjonetra: (jonetra) p. t.: Manjonitra.
tohiny
Manjonitra: (jonitra) p.t.: Mampiseho endrika malahelo ary malai-mihetsika; mitakoko toa marary noho ny alahelo:…tohiny
Manjono: (jono) mt, p, (manjonoa): Maka hazandrano amin'ny fintana: Nanjono trondro gain' izahay tamin' ny aeabotsy…tohiny
Manjopelaka: Manjopelana,
tohiny
Manjopiaka: (jopelaka, jopeiana, jopiaka) (hazavana) Mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerèna: Manjopelaka ireo…tohiny
Manjopiaka: P.t.: Mani elatra miserana: Mba fotsy manioplaka lt9 rahona avy ity!
tohiny
Manjozorobe: p.t.: Enti-milaza ny vary efa mby am-bentinY ny salohiny,
tohiny
Manka: Tovona fanaovana matoanteny izay mety hanan. kevitra efatra:1) eo alohan' ny fototeny sasantsasany:…tohiny
Mankafy: (fy) mt. p, (mankafiza): Mandre tsiro amin-kafaliana: Mankafy vatomamy ny ankizy, Tia, mandre hafinaretana:…tohiny
Mankahala: (hala) mt. P. (mankahald): Tsy tia malnty, manao hala volo; manan-kevitra hanisy ratsy: Mankahala an'…tohiny
Mankahatra: (hatra) mt, P, (mankahara): Mitsapa, manandrana:Nankahatra nitaingina soavaly omby aho fa tsy nahay.…tohiny