Litera l
Lakana: a.: Fitaovana hazo na vy entina mitety na mande-ha ambony rano, mita rano; matetika ny lakana dia vita…tohiny
Lakandamosina: a.: (indraindray koa lazaina fotsiny hoe Lakamosina) IlaY lempona mitsoriaka midina eo afovoan'ny lamosina,…tohiny
Lakandrano: a.: Masondrano tsy vita-Nanahary fa nataontanan'olombelona mba handehanana an-dakana na hanondrahana…tohiny
Lakanina: (lakana) mt. ih. (lakano): Akana na ampiasana lakana. * Ohab.: Maizina ny andro azo tsilovina, lalina…tohiny
Lakato: (Btm, Ski, Mer.) a: Zohy.1 (Br) : Zohy eny antenatenan-kavoana. - F.-p.: Lakatom-bava: valanorano. tohiny
Lakato: a: Ampinga fisapisaka mifono hoditr'omby: fanareo no arnpinga tsy laitran' ny bala sy lakato efitry…tohiny
Lakilasy: (fr. la classe) a.: Efitrano fianarana: Efa tafiditra ao an-dakilasy na ao an-trano lakilasy ny mpianatra.…tohiny
Lako: p.t.: Miadana fa tsy mamindra haingana; tsy mifanizina (rary na tenona); tsy mafy (randran-bolo). i…tohiny
Lakoina: (lako) mtih. (lakoy): Atao miadana dia miadana, tsy rototra:Mba haingankaingana re fa aza dia lakoina…tohiny
Lakolosy: (fr. la cloche) a.: Zavamaneno vita amin'ny halimo, mibika-na vara mihohoka, izay misy kiboriny mipaipaika…tohiny
Lakolosy: a: Fomban-drandram-bolo fanao amin'ny volon'ankizy: avbna eo an-daniny roa ny volo ka manjary toy ny…tohiny
Lakomadina: (fr. la pommade) a : Menaka fihosorana. Fif angaroan-javatra miendrika menaka, manitra, ampiasaina amin'ny…tohiny