Litera l

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Lahinainginy: a: Hoditramafy sy matevina ataon'ny mpanao kiraro amin'ny faritra aoriana amin'ny kiraro mba hanamafisana…tohiny
Lahindefona: a.: Lehilahy nianatra ny ady an-defona ka tonga nahay fatratra amin' ny tora-defona, tombo-defona, fiarovan-tena…tohiny
Lahintangerina: a.: Vy lavalava mitsofoka amin'ny kodiarana amin'ny tendrony roa ary mitondra ny fiaramanontolo. tohiny
Lahiroa: a.: Karazan-kazo madinidinika. • Fambolena tahon-ketsa tsiroaroa amin'ny lavaka iray. tohiny
Lahirodona: a.: Fanetsana ketsa maro fototra indray mandeha. tohiny
Laho: ft.: - t.i.f : Halaho / malaholaho. tohiny
Laho: na Laholaho ft: - t.i.f : Lahoina 1 laholaho 1 malaholaho. tohiny
Lahoina: Madiva ho faty, mby efa ho faty, ambavahoana. • hi.: Vizana aoka izany, trotraka izaitsizy: Aoka izany…tohiny
Laholaho: (t.tr.) p.t.: Moramora, tsy rotoina. tohiny
Lahy: a sy p.t: Teny entina milaza olona na biby mifanohitra amin'ny vavy. Raha itenenana olona ny hoe lahy…tohiny
Lahy: t-p.: Tenim-piontanana enti-mil aza:l) Alahelo, tsy fanampoizan-javatra: Lasa tokoa lahy izy! 2) Fiangaviana…tohiny
Laika: a.: Fomba fandeha na fanindra matotra, mendrika; famindra miadana, tsy rototra sy toa kamokano nefa…tohiny
Laikaina: (laika) mt. ih. (laikao): Enti-milaza famindra na dia atao matotra tsara, asononoka: Laikao ny famindra…tohiny
Laiko: na Laïkolaiko a: Famindra somary miandranandrana nefs miadana, ary tsy maka sarotra loatra. - t.i.f.:…tohiny
Laikoina: (laiko) mt. ih. (laikoy): Atao milamina tsara misy aingitraingitra. tohiny
Lailay: a.: Hidihidy vokatry ny lay. - t.i.f.: Malailay. tohiny
Laimanjava: (Br) a.: Fivoriana iantsoana ny fanahin'ny maty na amohazana ny angatra. tohiny
Laina: a.: Tsy fahazotoan-komana. • Tsy faharisihana hanao zavatra, hakamoana, fidonanaham-poana: Ny zoto ahandroana,…tohiny
Lainga: a.: Filazana mifanohitra amin'ny marina: Vaky ny laingan'Isambilo; hay falzafolo izy fa tsy voalohany.…tohiny
Laingaina: (lainga) mt. ih. (laingao): Ilazana lainga: Nolaingainy ianao fa tsy mahalala akory. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1389