Litera l
Lozohana: (lozoka) mt.ih. (lozohy): Enti-milaza ny toerana asana lozoka: Azo lozohana eto fa akaiky teuana
tohiny
Lozohina: (lozoka) mt ih. (lozohy): Enti-milaza ny zavatra ilofosana: Lozohy ny fianarana!
tohiny
Lozoka: a: Tsatokazo misy lavaka itsofohan'ny hidim-bavahady rehefa nohidiana ny vavahadim-bohitra fahizay,…
tohiny
Lozoka: a: Filofosana amin' izay atao, fiezahana hahay fianarana. - t.i.f.: Alozoka, tafalozoka / milozoka,…
tohiny
Lozorina: Lozotina (lozotra) p. t.: Ratsy nahandro, tsy tsara masaka.
tohiny
Lozotra: p. t.: Enti-milaza zava tra ratsy nahandro, tsy tsara masaka, nefa tsy azo andrahoina intsony. i ti.f.:…
tohiny