Litera l
Lagoromety: (fr. la gourmette) a: Rojovy kely mipetaka amin'ny sakam-bavan-tsoavaly an-daniny roa avy izay mandalo…tohiny
Lahaly: (Btm) p. mt,: Halina, tamin'ny alina tao. Akory lahaly: teny fiarahaban'ny Betsimisaraka, izay azo adika…tohiny
Lahapahitra: a.: Lahateny mirindranndra tsara nefa tsy dia misy hevitra mafonja firy fa toa atao amin'izay hahafinaritra…tohiny
Laharana: (lahatra) mt. ih. (la-haro): Asiana olona na zavatra milahatra: Laharana mpianatra manoloana ny sekoly.…tohiny
Lahasa: a.: Asa, raharaha: Mizara lahasa amin'ny mpiasa 1 Zavatra atao, taozavatra: Atombohy ny lahasanareo…tohiny
Lahasaina: (lahasa) mt. ih. (lahasao): Asaina, karakaraina: Ity tany sombiny kely ity ihany no holahasainareo anio.…tohiny
Lahatra: a.: Fitohitohizan-javatra na olona manaraka fitsipika iray; fametrahan-javatra na olona mihitsy tomandavana:…tohiny
Lahiaivo: a.: Ny zanakalahy faharoa amin'ny lahy, na ny zanakalahy rehetra eo anelanelan'ny voalohany sy ny farany.…tohiny
Lahiantitra: a: Ny lehilahy be taona, antitra;antidahy.
tohiny
Lahilahina: (lahilahy) mi-. ih. (lahilahio): Tsofin-drano, rarina ho soa ho tsara (fanao amin'ny famoran-jaza).…tohiny
Lahilahy: p.t.: Teny faniriantsoa atao amin'ny zaza fora-na mba ho salama tsara, ary tsy ho kanosa na mikovavivavy.…tohiny