Litera l
Lona: a: Fampijanonana zavatra ao anaty rano; fandrobohana zavatra ela ao anaty rano; fijanonana ela, filentehana…tohiny
Lonaka: p.t.: Mahavokatra sa-tria tsara nofo: Tany lonaka i t.i.P.: Lonahina, alonaka, voalonaka 1 mandonaka,…tohiny
Londo: na Londolondo a: Tsy fahamiramiranana 1 tif: Milondolondo, filondolondo, mpilondolondo / ilondolondoana,…tohiny
Londona: a.: Nofo ao anatin' ny voatavo manarona ny voany, voninkazom-boatavo: Londom-boatavo. - F.-p.: Miala…tohiny
Longo: a: Namana na sakaiza mpiaraka manao ratsy. ? Sakaiza, havana: Longoko ianao. 1 Ilongoana, filongoana…tohiny
Longoa: a: Lavaka atao fandrika. - F-p.: Longoa mitoto-bozaka: lavaka, fandrika voasarom-bozaka.
tohiny
Longoza: a.: Karazan-tsakamalao sy tamotamo ary sakarivobe, mamoa mena, hanin' ny mpianala; ataony solondovia…tohiny
Longy: a: Lefona kely izay mitsoriaka fatratra rehefa atsipy. • Hazo marani-doha fihadiana zavamaniry mamody…tohiny
Lonika: ft.: Fahosahosana sy fahaketraketrahana; fahavesabesarana sy fitanondrehana tsy mahazaka loha. - t.i.f.:…tohiny
Lonjehitra: ft.: Fitanondrehan' ny loba noho ny havesatry ny entana manindry. i ti.f.: Alonjehitra, tafalonjehitra…tohiny
Lonjitra: ft.: Fahosana, faharerahana, fahalemena. - t.i.f.: Milonjitra, filonjitra, mpilonjitra I ilonjerana,…tohiny