Litera l
Liana: p.t.: Maniry mafy (ta handre na hahita na hihinana...); dodona handre, may ta handre vaovao: Liana ny…tohiny
Liba: (fr. libre) ft: Fanaranampo tanteraka; fitiavana lalao sy fahafinaretana. i t. L f.: Miliba, filiba,…tohiny
Lietnà: (fr, lieutenant) a,: Manamboninahitra amin'ny foloalindahy an-tanety sY ana habakabaka,ambonin'ny Solletnà…tohiny
Lietnà-Kolonely: (fr, lieutenant-colonel) a,: Manamboninahitra amin'ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin'ny…tohiny
Lihitra: a.: Maimay sy maimaika hanao zavatra noho ny hajejoana: Lihitra ery izy handeha handihy any amin' ny…tohiny
Lilotra: a : Fidirana any anatin' ny masonkoditra. 1 f : Tafalilotra 1 mililotra, fililotra / lilodilotra.
tohiny
Lily: (Br) na Baka (Mer) p.t.: Enti-milaza tandrok'omby somary misabaka mitovy fandry, kanefa misompirana.…tohiny
Limby: (fr. limbes) a: (araka ny finoana katolika) Toerana nisy ny olo-marina maty talohan'ny namohan'i Jesoa-Kristy…tohiny
Limonady: (fr, limonade) a.: Zavapisotro tsy misy alkaola izay amboarina avy amin'ny voasarimaktrana ka asiana…tohiny
Linga: (Ski) a.: Hazo lava mitsatoka eo amin'ny tendron' ny botry roa eo an-kavian'ny lakana haningorana ny…tohiny
Lingilingy: (lingy) a: Teronterona; toetran'izay eo amin' ny toerana avo er? an-ten- drony. - t.i.f.: Milingilingy,…tohiny