Litera l
Lady: a.: Fikisahana amin'ny tany, fananihana, fandehanana amin'ny tanana sy ny tongotra. 1 h.o.: Fandokadokafana…tohiny
Lafa: (Tsm) a.: Karazam-bibikely fihinana mitovy amin' ny zanadandy, mipetraka anaty vatan-kazo.
tohiny
Lafaoro: (fr. le four) a.: Fitaovana voahodidin'ny afo, izay ametrahana ny hanina tiana ho masaka tsy mivantana…tohiny
Lafarinina: (fr. la farine) a: Totom-barimbazaha. (Ny mangahazo na vary voatoto ho koba dia azo ambara ho lafarinin'ireny…tohiny
Lafasana: (lafy) mt.ih. (lafaso): Vidina mitamba-be: Nolafasako telonjato ariary ireo voankazo ireo.
tohiny
Lafatra: a.: Fifanoherana misy andaniny sy ankilany. - t.i.f.: Lafarana na lafarina, alafitra, voalafitra I mandafatra,…tohiny
Lafatra: a.: Ambaratongam-pahefana, fari-p ahef ana, laharana: Ny lafatry ny fanjakana 1 Lalàna mbamin'ny fomban-tany…tohiny
Laferana: a.: (Fahasimban'ny teny hoe Leferana) Ny ao ivohon'ny lohalika, izay mahazo milefitra. * Ohab.: Lohalika…tohiny
Lafihana: (lafika) mt. pdr. (lafiho): Asiana lafika: Lafihana mololo ny entana fa man-do ny tany ipetrahany. tohiny
Lafika: a: Izay rehetra atao ao ambanin'ny tsihy andriana, tahaka ny bozaka izany: Soloy ny lafik'it? fandriana…tohiny
Lafitra: a.: Fitambaran'ny voan' akondro amin'ny tahony iray: Akondro iray lafitra. i t.i.f : Holafitra, ankolafiny…tohiny
Lafo: p. t.: Be vidy, tsy taka-bola: Lafo ny vary tamin'it? fa tafakatra roa ambin'ny folo ny kilao. 1 Efa…tohiny
Lafo: (Ski) a: Hazandrano misy tsilony ka manaintaina ohatra ny asian'ny maingoka ny voatsindrony.
tohiny
Lafy: a.: Tava: Misy lafy enina ny kodiakely. 1 Ila, sakany, indrany: Refeso ny lafin'io trano io? 1 Toerana…tohiny