Litera l
Lefitra: a: Enti-milaza izay mitana ny laharana faharoa manarakaraka ny voalohany eo amboniny: Rakoto no filoha…tohiny
Lefo: na Lefolefo ft.: Filezolezo toy ny ho tapaka; tsy fahenjanana; fahalefadefabana. 6 t.if.: Alefolefo,…tohiny
Lefona: a: Fiadiana fanipY misy tahony lavalava, lelany maranitra ary lohany matsilotsilo. 1 Lefonina, alefona,…tohiny
Lefy: p. t.: Lany hery: Lefy sahady ny hanitr'ilay ranomanitra novidina omaly. ? h.i.: Tsy maso mpanaraka…tohiny
Leha: ft.: Findra, zotra. i t. i f• : Aleha 1 mandeha, fandeha, mpandeha J andehanana, fandehanana j mahaleha…tohiny
Lehibe: p.t.: Enti-milaza olona na biby sady avo ranjanana no be vatana, na zavatra makadiry, ngeza: Trondro…tohiny
Lehilahy: (lahy) a.: Teny ilazana ny lahy amin'ny karazan' olombelona, mifanohitra amin'ny vehivavy: Teo aloha…tohiny
Lejo: sy Lejolejo ((ejo) ft: La-va manify. - t.i.f: Milejolejo, filejolejo, mpilejolejo / ilejolejoana, filejolejoana…tohiny
Lejo: a.: Ny lafy fahatelo manatrika ny zoro mahitsy amin'ny telolafy mahitsizoro: Ny lejo atao toradroa dia…tohiny
Lela: a.: Organa miendrika no-fo lavalava mena ao anaty va-va, izay mamadibadika ny sakaf o voatsakon'ny nify…tohiny
Lelafina: (lelaka) mt. ih. (lelafo): Kasihina ary safosafoina amin'ny lela; tambatambazana aoka izany. * Ohab.:…tohiny