Litera l
Lay: a: Tsilotsilo kely madinika dia inadinika hita amin'ny zavamaniry maro toy ny vary, voatavo, raiketa,…tohiny
Laza: a.: Fahafantarana manehoeho ananan'ny olona momba ny tena: Nahabe laza azy ny fanaovany ny marina teo…tohiny
Lazo: a: Fiandohana hamainana, fanombohana amin'ny fahasimbana na fahamainana: Ny lazom-boangazo dia mangahazo…tohiny
Lazoina: (lazo) mt ih. (lazoy): Aserantserana amin'ny afo: Tokony holazoina ilay volotsangana L'an notapahina.…tohiny
Leda: a: Ny hoditra na lamba manosika ny rivotra na ny rano hivoaka ny tafoforana sy ny paompin-drano.
tohiny
Leda: sy Ledaleda (leda) a.: Fandeha mavesabesatra toy ny tsy mahazaka tena, milakolako. - t.i.f.: Mileda,…tohiny
Lefa: ft: Tsipy, toraka. ~ Lositra. - t.i.f.: Lefasana, alefa, voalefalmandefa, fandefa, mpandefa 1 andefasana,…tohiny
Lefahina: (lefaka) mtih. (lefaho): Atao tonga milefitra; ketrahina:Azo lefahina amin' ny fanafody ny aretina sasantsasany.…tohiny
Lefaka: a: Halefolefo, tsy fihenjanana. - t.i.f.: Lefahina, alefaka,voalefaka 1 manalefaka, fanalefaka, mpanalefaka…tohiny
Lefaka: p. t : Misy fahasimbantsaina, adaladala miteniteny foana na misentosento. - t.i.f.: Lefahina I mahalefaka,…tohiny
Lefakozatra: a.: Anaran-kafa ilazana ny poliomielita.
tohiny
Lefasana: (lefa) mt. pdr. (lefaso): Torahana, tsipazana: No lefasany uaton'antsamotady ilay voromaitala ka maty…tohiny