Litera l
Lasitra: a.: Famelezana amin' ny rantsantanana roa avonkina ka terena ao ny hoditr' ilay vonoina ary dia aolana…tohiny
Lasiventy: a.: (ilany sy ventY) Anaram-bola malagasy mitovy amin'ny ila (voamena) (0, 10) sy venty (0, 80), izany…tohiny
Lasosy: (fr. la sauce) a: Ranondranon-javatra nandrahoina entina hampahatsiro na hampahafy hanina.
tohiny
Lasy: a: Fitobiana, fandriana an-tsaha. ? Fivahiniana miaraka maro, mipetraka amin' olona ka manao parasy…tohiny
Latabatra: (fr. la table) a: Karazan'akalana lehibe sady a-vo tongotra atao fiasana, fanoratana, fihinanana: Lamban-databatra…tohiny
Latotra: a: Feta na sokay atao amin'ny rindrina ka lamaina tsar& - t.i.f.: Lalorina, alalotra / voalalotra /…tohiny
Latsa: a.: Teny maharary entimaneso na manakora olona voa; teny atao amin'izay voa tamin'ny zavatra nandrarana…tohiny
Latsahana: na Latsafana (latsaka) mt ih. (latsaho, latsafo): lanjerana: Nolatsahan'ny antsy ny tongony ka nantira.…tohiny
Latsaka: p.t.: (zavatra) Mianjera amin'ny tany: Latsaka ny satrony ka niondrika izy ha-ka azy. 1 Mianjera ao…tohiny
Latsakafitoventy: a: Anarambola ambanin'ny voarnena ka ny heviny dia hoe: voamena latsaka varifitoventY na 0,15Fr.
tohiny
latsakemboka: Vola aloa indray mandeha na miverimberina, ohatra isam-bolana na isan-taona, amina fikambanana na fivondronan'olona…tohiny
Latsapaheniny: a: Anaram-bola ambanin'ny voamena ka ny heviny dia hoe: voamena latsaka ny ampaheninY (ampahenin'ny…tohiny