Litera l
Laretirety: (fr. la retraite) a.: Fihatahana kely mba hanaova- Lar na fandinihana masina sy fivavahana, antsoina…tohiny
Laro: a: Izay rehetra aharo amin'ny zavatra iray mba hampitombo ny heriny: A-taon'ny olona laron-toaka ny…tohiny
Laro: (Skl) a.: Anaran-kazo tsy misy raviny, mandronono raha tapahina ary fanamamoana hazandrano.
tohiny
Lasa: na Lasana p.t.: Miainga, mandeha: Lasa anikeheo i Dada. / Manisa telo aho dia lasa 1 Milefa, mandositra,…tohiny
Lasantsy: (fr. essence) a: Karazan'ilo azo avy amin'ny fanasitiliana ny solitany na zavamaniry sasany; ny lasantsY…tohiny
Lasibatra: (fr. la cible) a: Teboka eo afovoan'ny baoritra iray izay kendrena anaovana fanazaran-tena. amin'ny…tohiny
Lasiray: a: (ilany sy iray) Ana ram-bola malagasy mitovy a• min'ny ilaa(voamena) (0,10) sy iray (voamena) (0,20)…tohiny
Lasiroa: a: (ilany sy roa) Anaram-bola malagasy mitovy amin'ny ila (voamena (0,10) sy roa (voamena) (0,40), izany…tohiny