Litera l
Langa: Langalanga a: Fisandratana ambony. i tif: Alangalanga, tafalangalanga / milanga, filanga, mpilanga /…tohiny
Langehatra: a: Karazan-toaka, barisa.
tohiny
Langilangy: a: Tehina makadiry ¶ M.h.: Kibay, tabaka.
tohiny
Lango: a: Vary lena sy manta endasina dia totoina ka hanina. • h.o.: Teny malemilemy entina h anam batamb az…tohiny
Lango: (Atm) a: Vary van. Langody a: Mizara be, izany froe raha be noho ilay zarai na ny mizara: Langody vola:…tohiny
Langoroana: na Langorony a.: Amponga velesina amin'ny tsora-kazo anankiroa; ampiarahina amin'ny ampongabe izy matetika…tohiny
Laniala: a.: Fanosoran-daingo ny lani-nify, izany hoe ny nify rehetra afa-tsy ny anoloana, mba ho haingo.
tohiny
Lanina: (lany) mt ih. (lanio): Atao tapitra, tsy asiana mijanona, taperina: Lanio ny varinao vao mandeha
tohiny
Laniraratra: (t. tr.) p.t.: Tanta, hotohoto.
tohiny
Lanitra: a: Ny habakabaka (amin'ny fiteny andavanandro): Manga ny lanitra androany. 1 (amin'ny fiteny ara-pinoana…tohiny
Lanja: a.: Havesaran-javatra aramizana: Firy kilao ny lanjan' io uary io? 1 Fitondrana zavatra na biby na olona…tohiny