Litera l
Lamoka: p. t : Lao, leony, mamo, vols-y: Nihinana menaka be i Lita kely ka lamoka i t i, f.: Lamohina, alamoka,…tohiny
Lamôka: a: Atody nakotrika ka tsy foy. é t.i.?.: Mandamoka, fandamoka, mpandamoka. * Ohab.: Mainka izany raha…tohiny
Lamosina: a: Ny faritry ny vatana mifamaly any ivoho amin'ny tratra sy ny kibo:Misy marary ato amin'ny lamosiko…tohiny
Lamoty: a: Hazo madinika be tsilotsilony maniry amin'ny faritany marna any amorontsiraka, manome ilay voa fantatra…tohiny
Lampatra: a.: Fandriana mitsotra sy tsy mihetsika (ny hoe ualampatra no fampiasa matetika). 1 t t f.: Alampatra,…tohiny
Lampy: p.t.: Saiky marin-tampona. • ft: Niavian'ireto teny ireto izay hita any amin' ny toerany avy: Solampy,…tohiny
Lamy: Lemilemy (lemy) a: Halefolefo, habodahana, ha-asana: Ny lemin-dRadity no nahazoanaan-dRavorona - t.i.f…tohiny
Lanaka: p.t.: Trotraka, reraka, valaka noho ny hasasarana na ny hafanana: Lanaky ny dia aho izany. - t.i.f.:…tohiny
Landifotsy: a.: Landy avy amin' ny samoin-dandikely.
tohiny
Landihazo: na Hasy a.: Anarankazo ary anaran'ny voan'io hazo io koa. Ny landihazo dia hazo madinidinika (Gossypium…tohiny