Litera l
Lambo: a: Kisoa dia: Mihaza lambo. - F.-p,: Lambo resy naLamboresy: ny kisoa. J Lambo sira: henan-kisoa nalona…tohiny
Lambo: Lambolambo a.: Fanaovana izay hampahalamalama hialan'ny maraorao; fisafosafoana feno tambitamby. - t.i.f.:…tohiny
Lambohenjana: a: Karazan-kazo madinidinika henjana. ? h.o.: Ilazana olona tsy azo folahina. •Vehivavy tombandahy.…tohiny
Lambolambo: Malambolambo: Jar. Mandin?.
tohiny
Lambolamboina: (lambolambo) mt ih. (lambolamboy): Lamaina, alana raorao: Nolambolamboiny tsara ny tarehiny. • Safosafoina…tohiny
Lambomiditra: a: Fombandrandram-bolo toy ny randramadfnika ihany amin'ny voalohany, fa atao mifandray daholo kosa…tohiny
Lambondrano: na Lambondriaka a: Karazam-biby mampinono any anaty rano ka mivelona amin'ny hazandrano; mety hahatratra…tohiny
Lamboridy: (fr. la bride) a.: Anja-koditra fihazonana ny soavaly taingenana ka ampiasaina hitarihana azy amin'ny…tohiny
Lamesa: (fr. la messe) a.: Fanompoam-pivavahana katolika izay isoronana ny vatana sy ny ran'i Jesoa-Kristy Tom-po…tohiny
Lamina: fandaminan-javatra: Tsara lahatra ny kilalao tamin'ny lanonana 26 Jiona • Firindra, filazan-javatramilamina…tohiny
Lamina: a: Fanaovana izay hisian'ny firindrana, ny fiezahana sy fanaovana izay tsy hahitana korontana; fikarakarana…tohiny
Laminina: (lamina) mi ih, (lamino): macomtry Alamina, atao amimpilaminana ka maka mora tsara.
tohiny
Lamisy: (fr. la mèche) a.: Fia sana fandoahana hazo na vato: Ny lamisy dia misy vatany azo ahodin-tanana, ka…tohiny