Litera k
Kirozaroza: (Btl) a: Randrambolo betsileo ka ny kirozaroza no tena endrika isehoany talaky maso.
tohiny
Kiry: a: Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zauadehibe toy itony. 1 Ditra, fitazonana madity ny hevitry…tohiny
Kiry: a: Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty. ? Zavatra na olona na biby…tohiny
Kisa: a: Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin'ny tsinontsinona : Mila kisa lava izao amin'Ikoto…tohiny
Kisabokisiny: (Btl) a: Randram-bolo betsileo misy fato-bolo boribory vaventy.
tohiny
Kisahasaha: a: Sarintsarin-ta nimboly ataon'ny ankizy kilalao.
tohiny
Kisahondra: (BU) a.: Randrambolo betsileo mikiramborambo miendri-tsahondra.
tohiny
Kisaka: a: Fifindrana eo akaikikaiky an-tsisintsisiny: Tsy tsara kisaka it? vato it? ka mety hahadona • Fandehanana…tohiny
Kisamilahy: (Btl) a: Karazanjavamaniry anaovana satroka, harona...
tohiny
Kisangasanga: Jar. Sangasanga.
tohiny
Kisarihasina: (Btl) a.: Kaxazankazo madinidinika mitovitovy amin'ny landihazo, saingy maniry amin'ny tany mandomando;…tohiny
Kisendrasendra: a. sady p.t: Zavatra tonga tampoka tsy nampoizina: Tsy nianatra izy nandritra ny taon fa miandry ny…tohiny
Kisina: Kisinkisina a.: Fijanonana na fidongiana tsY hanao noho ny fahalainana; tsy fiaingana avy hatrany fa…tohiny