Litera k
Kabinetra: (fr. cabinet) a.: Filan-kevi-pitondrana ao amin' ny minisitera iray na ao amin'ny governemanta: Izy…tohiny
Kabiro: a.: Zavamaneno tsofina toy ny sodina, natao ta• min'ny hazo nolavahana ka ny sofiny mivelatra eo ambany.…tohiny
Kaboka: a.: Karazan-kazo madinika antokon'ny "apocynacées", misy ditiny mandoro raha mahakasika ny hoditra,…tohiny
Kabosa: a.: Zavamaneno malagasy mitovitovy amin'ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany…tohiny
Kadanà: Gadanà (fr. cadenas) a.: Hidim-baravarana tsY mba mipetaka amin'ny varavarana fa azo tsoahina, ka toy…tohiny
Kadò: (fr, cadeau) a: Zavatra kely omena olona mba hamalifaliana azy. Fanampiny kely omen'ny mpivarotra ny…tohiny
Kadorika: (Ski) a.: Karazan-javamaniry misy vodfny fihinana, malemy ary tsara tsiro, hanina masaka na mania. tohiny
Kadradraka: a.: Karazan-kalalao vaventy.
tohiny