Litera k

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kalaza: a: Antsy lehibe, karazana famaky, izay entin'ny olona amin'ny ady. 1 h.o.: 1) Teny entina hilazana olona…tohiny
Kalesy: (fr. calèche) a: Fiara misy kodiarana taritin-tsoavaly, ? Kilalaon'ny ankizy, miendrika fiara kely misy…tohiny
Kaleva: a: Karazan-kazo madinidinika izay fanaovana tahona famaky na antsy na lefona ny hazony (Croton Lp).…tohiny
Kaleva: a: Fomba fihinanan' ny vatom-panorona ka midona vao misarika ary mijanona ao am-poina. - t.i.f• : Kalevaina,…tohiny
Kalevaina: (kaieaa) mt. ih. (kalevao): Hanina (enti-milaza ny fihinanan'ny vatom-panorona, izay midona vao misarika…tohiny
Kalina: (kaly) mt ih. (k¢lio): Atao am-pitandremana fatratra mba ho vita tsara tanteraka: Kalio ny soratrao…tohiny
Kalisaonina: (fr. caleçon) a: Fanaoanatin-dehilahy miendrika pataloa na kilaoty. tohiny
Kalisy: (fr. calice) a: Kapoaka ampiasain'ny Pretra hasiana divay amin'ny sorona masin' ny lamesa (katolika).…tohiny
Kalita: a: Entina milaza ny mpandaingalainga sy fetsifetay. ¶ M.h.: Kapotsaka, fetsy, be gararo. - t.i.f.: Kalitaina…tohiny
Kalitaina: (kalita) mt.ih. (kali-tao): Andaingana, anaovana hafetsifetsena: Tsy azonao kalitaina aho! tohiny
Kalitao: Hatsara, hatsaràna. Fenitra tratrarina: mifanaraka amin'ny kalitao.tohiny
Kalo: a: Hira madinika fanao raha malahelohelo, mahatsiaro ny ela sy mitantara ny lasa. - t.i.f,: Kaloina,…tohiny
Kaloina: (halo) mt. ih. (kaloy): Hiraina amim-po mametsovetso. tohiny
Kalokalo: (Ski) a.: Karazandro fia fihinam-boa. tohiny
Kaly: a.: Tandrina, kajy. i t.if: Kalina, voakalY, kinaly I mikaly, fikaly, mplkaly 1 ikaliana, fikaliana…tohiny
Kama: na Kemaka p.t.: Entimilaza ny olona izay miditra ny molony; gema, demba na dembana. - t.i.f.: Kemahra,…tohiny
Kamadaoro: (fr, commandeur) a: Mpitandrina asa, indrindra amin'ny asa fanaovan-dalana, fananganan-javatra. tohiny
Kamahana: a: Hanina eran'ny vavany entin'ny vorona ho an'ny zanany. tohiny
Kamaitso: a: Anarana ilazana ny tanavavy raha mbola kely sy maitso volo izy. tohiny
Kamaosy: p.t.: Reraka, toro, mongo, kotra ary tsy azo ho zavatra intsony. i tif: Mikamaosy, fikamaosy, mpikamaosy…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097