Litera k
Kiore: (fr. curé) a.: Pretra mitondra paroasy na zana-piangonana maromaro; ny lefiny dia antsoina hoe vikera…tohiny
Kipa: na kipakipa a: Fandroahana, fanariana. i Akipakipa, manipakipa, fanipakipa, mpanipaki-Pa / mahakipakipa.…tohiny
Kipaka: Kipakipaka a: Fanendahana na fanesorana na f androahana tsy misY fanajana; fiendahana, fialana mitambatra;…tohiny
Kipantsona: a: Fonjam-by ahantona ary velesina amin' ny tapa-by ihany; maso karazana izy io rehefa ampiasaina amin'ny…tohiny
Kipantsona: a: Takela-barahina mitapelaka roa izay ampiadina ka mamoaka feo mikarantsana. t• h.o.: Entina milaza…tohiny
Kipetaka: (Btl) a.: Randrambolo betsileo mipetaka amin' ny loha, ka misy lavalava, misy fisaka, misy boribory.…tohiny
Kipika: a.: Fanesorana zavatra hiala ka ailika na atsipy; fanalana amin'ny fanakifihana. i t.i.f.: Akipika,…tohiny
Kipikipy: a: Hazo fohifohy mitovy amin'ny sandry nomanina hitoraham-borona, toy ny akanga, na tsipoy na papelika,…tohiny
Kipilizana: (kipily) mt. pdr. (kipilizo): Torahana zavatra, izay toa mihodfnkodina alohan'ny hiantefany amin'ilay…tohiny
Kipily: a: Tehina fohy na fantika ataon'ny mpiandry omby fitorahana; flantoraka ny zavatra lavalava atsipy ka…tohiny
Kira: a: Ny vanditry ny ravinkazo. ? Ny tsiratsiraky ny ravinkazo na tahon-kazo toy ny hozatrozatra izay azo…tohiny
Kirakira: (kira) a.: Fanasaratsarahana hitokantokana, fandraidraisana hahitana ny antsipiriany.
tohiny
Kiramborambo: a.: Zavatramikirazorazo ka mitaritarika avy eo aoriana; somotraviavindamba mirefarefa avy eo ivoho.…tohiny